Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsiretadretaka: Mitovy amin' ny Retadretaka. il t.i.f.: Mitsiretadretaka, fitsiretadretaka, mpitsiretadretaka I itsiretadretahana,…tohiny
Tsiretareta: Mitovy amin'ny Retareta. tohiny
Tsiriadriaka: Mitovy amin'ny Tsoriadriaka. tohiny
Tsirihina: (tsirika) mt ih. (tsiriho): Jerena vetivety: Ndeha tsiriho, r'ise, raha tonga ao an-tranony Rabe. tohiny
Tsirijy: a.: Anaran-javamaniry iray azo akana diloilo. tohiny
Tsirika: a: Fantsona lava ampidirana hazo kely maranitra izay tsofina ka mivoaka miriotra; ampiasaina hitifirana…tohiny
Tsirika: a.: Fizahana mba hijery, fanarangaranana. il t.i. f.: Tsirihina, voatsirika, tsinirika 1 mitsirika,…tohiny
Tsirikarika: a.: Taolana mitrikitriky. ¶ M.h.: Rikarika. tohiny
Tsirinteny: a.: Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika. tohiny
Tsiririka: a.: Fantsitsftra. • Fivalanana miporiatra. - t.i.f.: Atsirhika, tafatsiririka 1 mitsiririka, fitsiririka,…tohiny
Tsiriritina: (tsiriritra) mt. ih. (tsiririto): Irina fatratra ho azo na hohanina: Notsiriritiny aoka izany iiay kilalao…tohiny
Tsiriritra: ft.: Faniriana fatratra hanana na hihinana. - t.i.f.: Tsirixitina, voatsiriritra, tafatsirhitra 1 mitsiriritra,…tohiny
Tsiriry: a.: Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany.…tohiny
Tsiriry: a. Jar. Raobine tohiny
Tsiriry: a.: Karazan'ahitra mpaniry eny amoron-drano. (Ny fitovian'ny teny roa "tsiriry" no nahatonga ilay fitenenana…tohiny
Tsirivo: a.: Zavamaneno kasohina toy ny tsikadraha: volotsangana vaventy toy ny haben'ny sandry no alaina; asiana…tohiny
Tsiro: a.: Toetran'ny zava-pihinana, na mamy na mangidy na matsatso, tsaroan'ny lela: Samy hafa mihitsy ny…tohiny
Tsirodona: Mitovy amin'ny Rodona. tohiny
Tsirofo: p. t.: Tsy lany harena; tsy mandany fahatany. tohiny
Tsirokonangatra: a: Karazanjavamaniry fanao fanafody mampivalana sy mampahatsemboka (Cassia). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0129