Litera T
Tsirakaraka: p. t.: Misafotofoto, misaritaka. - t.i.f.: Tsirakarakaina, atsirakaraka, voatsirakaraka, tafatsirakaraka…tohiny
Tsirakarakaina: (tsirakaraka) mt. ih. (tsirakarakào): Asafotofoto, asaritaka.
tohiny
Tsirakorako: p.t.: Jer. Tsixakaraka.
tohiny
Tsirambina: a.: Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina, • p. mis: Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita:…tohiny
Tsirangaranga: a.: Zavatra mitsangantsangana sy miranirany etsy sy eroa. ~ p. t.: Matahotra: Matory tsirangaranga izy…tohiny
Tsirangorango: Mitovy amin' ny Rangorango.
tohiny
Tsiranirany: Mitovy amin'ny Ranirany.
tohiny
Tsiranorano: a: Zavatra mitsika na manamika. - t.i.f.: Mitsiranorano, fitsiranorano.
tohiny
Tsirara: ft.: Toetran'ny olona potraka tafandry mitsilany ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka. - t.i.f.:…tohiny
Tsiratsira: ft.: Eso, fanâovana tsy ho zavatra, fanaovana tsinontsinona, tevateva, - t.i.f.: Tsiratsiraina, voatsiratsira…tohiny
Tsiratsiraina: (tsiratsira) mt. ih. (tsiratsirao): Esoina, atao tsinontsinona, fotsifotsina, tevatevaina: Tsy azonao…tohiny
Tsiravaohina: a.: Anarana ilazan'ny mpamosavy ny voatavo.
tohiny
Tsiravina: p.t.: Raiki-tahotra mafy, mivadi-po: Tsiravina aho nahita ilay olona nanao saron-taua nitana antsy.…tohiny
Tsirebika: (fit.-p.) a.: Anarana ilazana ny voatavo any anindran-tany ka io no ampiasaina matetika noho ny teny…tohiny
Tsiredareda: p.t.: Taredretra, tavozavoza, tandrevaka. - t.i.f.: Atsiredareda, voatsiredareda, tafatsiredareda 1…tohiny
Tsirendrena: a.: Fivezivezena mankatsy mankaroa toy ny atëtiiï ii? olona domelina, mbola rrndremana, ao anatin'ny…tohiny
Tsirendrirendry: Mitovy amin' ny Rendrirendry. - t.i.f.: Mitsirendrirendry, fitsirendrixendry,
tohiny
Tsirenireny: a: Mitovy amin' ny Renireny. - t.i.f, : Mitsirenireny, fitsirenireny, mpitsirenireny 1 itsirenirenena,…tohiny
Tsirerarera: Mitovy amin'ny Rerarera.
tohiny
