Litera k

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Koro: Korokoro a: Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany. - t.i.f.: Akoro, voakoro, tafakoro I manakoro na manakorokoro, fanakoro, mpanakoro 1 anakoroana, fanakoroana / mikoro, fikoro, mpikoro i ikoroana, fikoroana 1 mahakoro, Ahitsio
Korobo: (Ski) a: Karazam-boatavo boribory fasiana emboka; siny kely vava fa be aty. Ahitsio
Korobobo: a: Fanaovana izay tsy hahela ny atao, fanadodonana, fanafainganana. 1 t.if: Koroboboina, akorobobo, voakorobobo, tafakorobobo I manakorobobo, fanakorobobo, mpanakorobobo J anakoroboboana, fanakoroboboana j mikorobobo, fikorobobo, mpikorobobo / ikoroboboana, fikoroboboana lmahakorobobo, Ahitsio
Koroboboina: (korobobo) mt.ih. (koroboboy): Atao haingana, atao am-pahamaikana: Tsy maharitra ny asa na ny zavatra koro ho ho in a. ¶ M.h: Mehina, hafainganina, dodonana, rotorotoina, korododoina. Ahitsio
Korodana: Jer. Gorodana. Korodao:Jer. Angorodao. Ahitsio
Korododo: a: Fandroahana biby na fanirahana olona ka dodona fatratra; fanaitairana sesilany mba hampirifa tra sy hanafainganana. Ahitsio
Korododoina: na Korododosina (korododo) mt. ih. (korododoy na korododosy): Enjehina: Nokorododosin'ny polisy ny mpangalatra ka azo. • Enjehina mba handeha faingana, asainamandrifatra: Aza korododosina mafy !oatra ny soavaly. Ahitsio
Korodona: a: Dobodoboka heno amin'ny firodorodon'ny andfam-biby manao diabe. • Fanosehana na fandroahana biby eo anoloana. i tif : Korodonina, voakorodona I manakorodona, fanakorodona, mpanakorodona / anakorodonana,fanakorodonana / mikorodona, fikorodona, mpikorodona ( ikorodonana, fikorodonana 1 mahakorodona I korodondrodona. Ahitsio
Korodonina: (korodona) mt. ih. (korodony): Roahina, atosika: KorodDny haingana ny ondrin'ise, ry Isambilo, fa e-fa madiva hilatsaka ny orana Ahitsio
Korodorodo: na Korodondrodona a: Fandehan'olona ma-ro migodongodona. - t.i.f.: Korodorodoina na korodondrodoina / mikorodorodo. Ahitsio
Korodorodoina: na Korodondrodoina (korodorodo) mt ih. (korodorodoy na korodondrodoy): Asaina migodongodona (ny tongotra): A-za korodondrodoina tahaka izany ny tongotra rehefa mande ha Ahitsio
Korofohina: (korofoka) mt. ih. (korofohy): Hetsiketsehina. Ahitsio
Korofoka: a: Fihetsiketsehana na fikopohana, ka mikoropadropaka be ihany ny tena toy ny vorona na ny biby azom-p andrika (mitovitovy amin'ny Kofoka). - t.i.f.: Korofoina, akorofoka, voakorofoka, tafakorofoka / manakorofoka, fanakorofoka, mpanakorofoka I anakorofohana, fanakorofohana I mikorofoka, fikorofoka, mpikorofoka / ikorofohana, fikorofohana I mahakorofoka Ikorofodrofoka. Ahitsio
Korofotra: p. t.: Fano hatina na ferifery misy mivotrovotro betsaka amin'ny hoditra Ahitsio
Koroina: na Koroana (koro) mt. ih. (koroy): Borina sofina: Nokoroin'ny olona ny sofin'ilay ondry anila fa nihinana ny ketsany. Ahitsio
Korombemby: na Korombimby a: Filofosana araka izay azo atao mba hanatontosana izay kendrena ka tsY mijery izay ho havizanana na ho henatra. i Korombimbina / mikorombimby, fikorombimby, mpikorombimby f fikorombimbiana / mahakorombimby, Ahitsio
Korombimbina: (korombemby) mt. ih. (korombimbio): Atao amim-pikajakajana fatratra Ahitsio
Korombina: (koromby) mt ih. (korombio): Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo. • Tehirizina, tandremana tsy ho simba: Nokorombiko tsara tao an-trano ireo voa nokendreko hafafy. Ahitsio
Koromby: a.: Fandri-borona. • Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely, 1 Farafaxa mandeha azo aforitra na ahorona. Ahitsio
Koromby: na Koromby a: Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa aza, mbahiaro azy. i t .L f: Korombhra, akoromby, voakoromby, tafakoromby I manakoromby, fanakoromby, mpanakoromby / anakorombiana, fanakorombiana 1 mikoromby, fikoromby, mpikoromby 1 ikorombiana, fikorombiana I mahakoromby. Ahitsio