Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsontsonina: (tsontsona) mt. ih. (tsontsony): Safosafoina, tambatambazana (bibY)• tohiny
Tsontsoraka: a.: Karazam-bolotsangana tsy mba misy vaniny, ka fanao renitsirika hitifirana vorona madinika. tohiny
Tsontsoraka: a.: Karazan-javamaniry' nampiasaina fahiny tamin'ny sorona teo an-jorofirarazana, fa ankehitriny kosa…tohiny
Tsontsorifana: Tsontsorihana (tsontsorika) mt. pdr. (tsontsorffo, tsontsoriho): Ampidinana (rano). tohiny
Tsontsorika: a.: Fandrosoana midina. - t.i.f : Tsontsorifana, tsontsor!hana, atsontsorika, voatsontsorika, tafatsontsorika…tohiny
Tsontsorofina: (tsontsoroka) mt. ih. (tsontsorofy): Kapo-bina, havokavohana, darodarofana, tohiny
Tsontsoroka: ft.: Fikapohana, fanovokovohana, fandarodarohana, - t.i.f.: Tsontsorofina. tohiny
Tsopaka: ft.: Fandrosoana miditra. - t.i.f.: Mitsopaka. tohiny
Tsopiaka: f t.: Fipendrampendran'ny maso jambenan'ny hazavana; fanjelanjelatry ny rano na ny hazavana. Mitovy…tohiny
Tsopilaka: Mitovy amin'ny Pilaka. tohiny
Tsopitsopy: a.: Hazavana kely mitsilopy. ~ Maso pahimpabina, manjavona. ~ Fahantrana, fahareradrerahana; fitsilopilopiana.…tohiny
Tsopoka: Mitovy amin'ny Tsapaka. tohiny
Tsora: a.: Vy anidina, ranomby voaempo. tohiny
Tsoraka: a.: Toetran'ny zavatra madinika sy marotsaka. - t.i.f.: Matsoraka. - F,-p,: Tsora-by: anja-by lavalava.…tohiny
Tsoraka: a.: Mari-piianonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian'ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny…tohiny
Tsoriaka: a.: Fikorianan-javatra toy ny rano, ny vy anidina, ny vy noempoina; firiotran-javatra, toy ny tselatra,…tohiny
Tsorika: ft.: Fikorianan-drano manaraka ny rindrina na ny vatolampy. ? Fikorianan-dranomaso manaraka ny takolaka...…tohiny
Tsorina: (tsotra) mt. ih. (tsory): Lazaina tsy misy olakolaka: Tsory ny teninao. *Tay atao be aingitraingitra:…tohiny
Tsoritsoriny: na Tsorotsorony a.: Teny ilazana ny vody mangahazo na vomanga tsy mba botabota fa madinidinika ary marotsadrotsaka.…tohiny
Tsoroaka: p.t.: Lava ary mahitsy. - t.i.f.: Mitsoroaka, fitsoroaka, mpitsoroaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0134