Litera t
Tsojay: a.: Filam-ban!ny aminjavatra kely tsy misy antony akory. - F.-p.: An-tsojay: amin-kalozana mihoa-pampana./Manao…tohiny
Tsoka: a.: Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana…tohiny
Tsoka: a.: Ilay zavatra mltsiranorano be toa menaka ao anaty taolana. - F,-p.: Fano tsoka: mpanankarem-be,…tohiny
Tsoky: sy Tsokitsoky p.t.: Maranidranitra, lava somary kitso ny tendrony: Tsoky molotra ilay vehivavy iny.…tohiny
Tsolitsaka: Mitovy amin'ny Kolitsaka.
tohiny
Tsolo: a.: Fandrehetana afo handoroana zavatra, fandomana amin'ny afo. - t.i.f.: Tsoloana, atsolo, voatsolo…tohiny
Tsolo: a.: Karazan'angady kely lava lela. 1 p, t, : Marani-doha, tsoky. - t.i.f.: Mitsolotsolo, fitsolotsolo.…tohiny
Tsolotra: a.: Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny !alàna ny mandray tsolotra.…tohiny
Tsolotra: Tsolotsolotra a.: Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. - t.i.f,: Atsolotsolotra j manatsolotsolotra…tohiny
Tsonga: a.: Ankizivavy (mpanompo) tanora voafantina tamin'ny maro. { t,if.: Tsongaina, voatsonga / mitsonga,…tohiny
Tsongaina: (tsonga) mt. ih. (tsongao): Fidina fatratra, fantenana: Notsongaina tanatin'ny arivo ianao, Ramatoa.…tohiny
Tsongo: a.: Fanerena amin'ny hohon-tanana roa; fandraisana amin'ny tandra ka ny ilan-keliny ihany no terena.…tohiny
Tsongoina: (tsongo) mt. ih. (tao ngoy): Terena amin'ny hohon-tanana: Sao dia notsongoinao dry ity zaza ity fa tsy…tohiny
Tsongoloka: a.: Toetran'ny olona na zavatra mianjera na miondrika ka ny lohany lasa ambany ary ny tongony na ny…tohiny
