Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Avy: mt. p.: Manatona, mandroso ho eo amin'ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana. - t.i.f.: Miavy,…tohiny
Avy: any, Avy amy p. mt.: Teny enti-milaza fiaviana ka avy any no ampiasaina raha toerana no tondroina: Auy…tohiny
Aza: p. mt.: Enti-mandrara tsy hanao zavatra: Aza mikiakiaka mankarenin-tsofina eo ianareo, rankizy a. •…tohiny
Aza: p. mt.: Teny miaraka mandrakariva amin'ny hoe na dia izay mialoha azy ka enti-milaza fiaikena: Na dia…tohiny
Azafo: (Tan.) na Tsinkafonkafona a.: Zavamaniry famonoana voalavo; totoina rehefa maina, dia afangaro amin'ny…tohiny
Azaoty: (fr. azote) a: Karazana gazy hita eo amin'ny zavaboary ka ilain'ny zavamananaina betsaka, na ny biby…tohiny
Azary: (t. tr.) a: Vodka, mosavy. tohiny
Azavozavo: (zauozauo) mt. at. (azavozauoy): Atao somary matroka, somambisambY. tohiny
Azehy: (zehy) mt. fit. (azeheo): Entina manjehy, mandrefy amin'ny zehy. tohiny
Azera: (ka mietry na miletsy, na mihetsaka eo an-toerana eo no fianjerany): Nakoan' ny ranonorana ny tambohonay.…tohiny
Azera: (zera) mt, at. (azerao): Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivaua fa natahorana sao handratra…tohiny
Azevo: (zevo) mt. at. (azevoy): Atao mifangaro. tohiny
Azezika: (zezika) mt. at. (azezeho): Ampifanongoavina, avosa, avovona: Azezeho eto aloha ny entana rehetra. tohiny
Azidina: (zidina) mt. at. (azidino): Ajoro mahitsy tsy mihetsika. tohiny
Azidizidy: (zidizidy) mt. at. (azidizidio): Henjanina mafy. tohiny
Azihitra: (zihitra) mt. at. (azihiro): Tsy avala hihetsika. tohiny
Azihizihy: (zihizihy) mt. at.: Bontsinina. tohiny
Azimba: (zimba) mt. fit. (azimbào): Entina manazimba, manao tsinontsinona. tohiny
Azionjiona: (zionjiona) mt. at. (azionjiony): Avily tsy handeha mahitsy, avembena. tohiny
Aziriziry: (zihizihy) mt. at. (azirizirio): Aridiridy. ? Araikitra tsy ho afa-mihetsika. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0166