Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Angeloka: a.: Enti-milaza ny meloka indrindra amin'ny renirano. tohiny
Angely: a.: Bibikely tokony ho 3sm ny halavan'ny vatany, mikiririoka mankarenin-tsofina amin'ny alina. Misy…tohiny
Angentsana: a.: Fihetsika be haitraitra, izany hoe be fombafomba amboamboarina. i t.i.f.: angentsanana, voangentsana,…tohiny
Angerona: (ngerona), mt. at. (angerony): Asiana loto. tohiny
Angeso: a.: Fombafomba tsy tsotra, tsy araka ny fo fa amboamboarina, ka aseho amin' ny fihetsika na fiteny.…tohiny
Angiangy: a.: Fahasahisahiandratsy, valavala, vazivazy mahamenatra. - t.i.f.: miangiangy, fiangiangy, mpiangiangy…tohiny
angidim-by: Fiaramanidina miendrika angidina, (fr. hélicoptère)tohiny
Angidimasombika: a.: Karazan' angidina kely mainty. tohiny
Angidimbe: a.: Karazan'angidina Inhibe. tohiny
Angidina: a.: Bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina…tohiny
Angidinandriana: a.: Anarana karazan'angidina mivolondrotra vasoka. tohiny
Angidindrano: a.: Karazan'angidina. tohiny
Angidindronono: a.: Karazan' angidina fotsifotsy miPentina mainty. tohiny
Angidinkely: a.v: Karazan'angidina kely manjamanja manopy mainty. tohiny
Angidintsakay: a.: Anarana karazan'angidina mena. tohiny
Angifvo: a.: Teny enti-milaza, amin'ny fizika, ny hery miteraka asa, ka misy ny ang?vo ara-pana, ny ang?vo aratsimia,…tohiny
Angilo: (ngilo), mt. fit. (angiloy): Entina mahangilo, ampiasaina mba hahamainty. tohiny
Angilo: a.: Anaran'ny voatabiha ankapobeny. tohiny
Angira: a.: Anaran-kazon'ala. ? p. mt.: Lavitra dia lavitra, any an-dakira. tohiny
Angitrangirana: (angitrangitra) mt. ih. (angitrangiro): Avala hiangitrangitra, hiangentsana miharo fireharehana; angentsanina.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.012