Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kopiazina: (kopia) mt.ih. (kopiazo): Adika na alain-tahaka mitovy tsara amin'ny taratasy hafa: Kopiazo ireo teny…tohiny
Kopikopy: (fr. coupe-coupe) a: Antsy lava sady lehibe fijinjana tsora-kazo na volotsangana. tohiny
Kopilapila: na Kopilapilaka a: Fandeha mivilambilana sy mitsivaka, famindra tsy mahitsy sy mivilavila. • h. i: Fihetska…tohiny
Kopohina: (kopoka) mt, ih. (kopohy): Hetsiketsehina: Nokopohin'Ike taka ny laueno na ka maty ny afo. tohiny
Kopoka: a: Fihetsika sy fikofohan'ny olona voafatotra na voabeda mba hahafaka azy, - t.i.f: Kopohina, akopoka,…tohiny
Kôpy: (fr. coupe) a.: Zingakely fisotroan-drano. tohiny
Korababa: Jer. Kobaba. Korabaka: Jer. Gorabaka. Koradada: Jer. Kodada. tohiny
Koradrahina: (koràka) p. t.: Enti-milaza ny olona imenomenonana, ikiakiavana. tohiny
Koraika: a: Zana-balala vao ara elatra. b: tsimbotrytohiny
Koràka: a: Feon'ny biby resy na voakenda. i t.if.: Akoràka, tafakoràka / mikoràka, fikoràka, mpikoràka / ikorahana,…tohiny
Korampa: a: Fihasimbam-pitenenana ny hoe Gorampa. tohiny
Korâna: a: Resaka falifaly ataon'ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro. ~…tohiny
Korandendy: na Korondendy a sady p. t.: Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto…tohiny
Koranina: (korana) mt. ih, (korany na korano): Resahina amim-pifalifaliana: Zava-dehibe no nokoranina. tohiny
Korantimavo: a na p. L: Vola sandoka, vola ratsy (ny ivelany volafotsy fa ny atiny varahina). tohiny
Koraonina: (fr. couronne) a: Fehezam-boninkazo vita boribory na faribolana, atao ho fanomezam-boninahitra ny matsy.…tohiny
Korapahina: (korapaka) mtih. (korapaho): Atao faingandoatra, rotorotoina: Matetika tsy vanna ny raharaha korapahina.…tohiny
Korapaka: a.: Fahadodonana noho ny fahamaikana, fisahotahana noho ny hatairana ka tsy mahatandrina ny fihetsiky…tohiny
Koraraika: a.: Feon'ny akohovavy mikotrika voakotaba eo amin'ny fikotrehany. i tif : Akoraraika I mikora• raika,…tohiny
Korataba: na Kotaba a: Antsoantso mafy miharo dondôna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102