Litera K
Koratabaina: (korataba) mt ih. (korata bac) : Jer. Kotabaina
tohiny
Koratata: a.: Feo mafy toa mitap atapaka ne fa maharitra tahaka ny feon'ny tongo-tsoavaly mandeha amin'ny arabe…tohiny
Koreanina: (fr. coréen) a: Firenena any amin'ny tany saikanosy avaratra atsinanan'i Azia: Betsaka kokoa ny Koreanina…tohiny
Korefa: a: Toetran'ny zavatra Gamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin'ny tany, mila hikasika…tohiny
Korefaina: (korefa) mt.ih, (korefao): Atarozaka, atao ela vao vita: Nokorefain'ny Fitsarana ny raharahany ka maty…tohiny
Koreha: na Korehyp.t: Mora mitomany: Tsy hita koa izay hanaovana it? zanakao ity fa zazakely koreha. ¶ M. h.:…tohiny
Koretehina: (koretika) mt ih. (koreteho): Akorontana, asafotofoto: Nokoretehin'ny ankizy ny entana tao an-trano.…tohiny
Koretika: a: Zava-mikorontana, misavorovoro; sary amantsoratra mifotetaka, rangodrango-tsaka. - t.i.f : Koretehina,…tohiny
Koretsika: a: Fihe tsike tsi-javamananaina be dia be mihahohah o. 1 tif : Tafakoretsika I mikoretsika, fikoretsika,…tohiny
Koriana: a: Fandehanana midi-na tsimoramora, fisosana tsy misy manakantsakana, fizorana amim-pilaminana. - t.i.f.:…tohiny
Korianana: (koriana) mt. ih, (koriano): Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan'ny fandraka ny tanako…tohiny
Korintsana: a: Feon'ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina. ? Feo manenon'ny…tohiny
Korintsana: a: Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany…tohiny
Korintsanina: (korintsana) mt. th. (korin tsano): Ampanenoina
tohiny
Korira: Korirarira a: Sangisangy sy resadresaka entina mandrebireby hanarivana andro. ? Fialana fetsifetsy entina…tohiny
Korirariraina: (kor'rrarira) mt. ih. (korirarirao): Sangisangina, rebirebena; atao mitaroza-dava
tohiny
