Litera K
Korisaina: (korisa) mt. pdr. (korisao): Sosana, andefasana zavatra hipoka aminy: Nokorosainy hazo izy hamikirany.…tohiny
Korise: (fr. crochet) a: Karazan-dantelina atao amin'ny kofehy ba, ka vy kely mifaraingo no ampidirana sy isintonana…tohiny
Koro: p. t: Noborina sofina (na ny sofina anila na izy roa mihitsy). - t.i.f : Koroina na koroana, voakoro…tohiny
Koro: Korokoro a: Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany.…tohiny
Korobobo: a: Fanaovana izay tsy hahela ny atao, fanadodonana, fanafainganana. 1 t.if: Koroboboina, akorobobo,…tohiny
Koroboboina: (korobobo) mt.ih. (koroboboy): Atao haingana, atao am-pahamaikana: Tsy maharitra ny asa na ny zavatra…tohiny
Korododo: a: Fandroahana biby na fanirahana olona ka dodona fatratra; fanaitairana sesilany mba hampirifa tra…tohiny
Korododoina: na Korododosina (korododo) mt. ih. (korododoy na korododosy): Enjehina: Nokorododosin'ny polisy ny mpangalatra…tohiny
Korodona: a: Dobodoboka heno amin'ny firodorodon'ny andfam-biby manao diabe. • Fanosehana na fandroahana biby…tohiny
Korodonina: (korodona) mt. ih. (korodony): Roahina, atosika: KorodDny haingana ny ondrin'ise, ry Isambilo, fa e-fa…tohiny
Korodorodo: na Korodondrodona a: Fandehan'olona ma-ro migodongodona. - t.i.f.: Korodorodoina na korodondrodoina…tohiny
Korodorodoina: na Korodondrodoina (korodorodo) mt ih. (korodorodoy na korodondrodoy): Asaina migodongodona (ny tongotra):…tohiny
Korofohina: (korofoka) mt. ih. (korofohy): Hetsiketsehina.
tohiny
Korofoka: a: Fihetsiketsehana na fikopohana, ka mikoropadropaka be ihany ny tena toy ny vorona na ny biby azom-p…tohiny
Koroina: na Koroana (koro) mt. ih. (koroy): Borina sofina: Nokoroin'ny olona ny sofin'ilay ondry anila fa nihinana…tohiny
Korombemby: na Korombimby a: Filofosana araka izay azo atao mba hanatontosana izay kendrena ka tsY mijery izay ho…tohiny
Korombimbina: (korombemby) mt. ih. (korombimbio): Atao amim-pikajakajana fatratra
tohiny
