Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Korombina: (koromby) mt ih. (korombio): Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo. • Tehirizina,…tohiny
Koromby: a.: Fandri-borona. • Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely, 1 Farafaxa mandeha azo aforitra…tohiny
Koromby: na Koromby a: Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa…tohiny
Korongo: Jar. Kirongo. tohiny
Korongo: na Kirongo a sy p.t.: Enti-milaza ny tandrok'omby izay mifanatona ny lohatendrony, mifanohitra amin'…tohiny
Korongona: Jer. Kirongo. tohiny
Koronkana: a : Teny ilazana ny entana rehetra, indrindra ny zava-madinidinika ao an-trano. tohiny
Koronosy: (fr. corniche) a.: Rafitra trano misy filirony. tohiny
Korontana: a: Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin'it? korontana…tohiny
Korontanina: (korontana) mt ih. (korontano): Asiana korontana; tabatabaina: Nokorontanin'i Soa ny bokiko. / Aza korontaninao…tohiny
Koropaka: Korapaka, Korapapa a: Fihetsehana tsy voahevitra noho ny hamaikana na ny hamaimaizana. 1 kif: Mikoropaka,…tohiny
Koropoka: Jer. Korofoka. tohiny
Kororoana: Mitovy amin'ny Gororoana. tohiny
Kororoha: a.: Tsy fifankahazoana, fifosana. tohiny
Kororohina: (kororoka) mt. ih. (kororohy): Alana bozaka na akofa: Kororohy tsara ny varintsika, Rabozy a! 1 h.o.:…tohiny
Kororoka: a: Fanesorana ny akofa amin'ny vary amin'ny fomba toy izao: araraka avy ambony ny vary ka amin'izay…tohiny
Kororosy: na Ankororosy a: Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra. ~ h.o.:…tohiny
Korosina: (korosy) mt. ih. (korosio): Asosa sady atosika. tohiny
Korosy: a.: Fibolisaran-javatra izay atosika tongotra. ~ ki.t: Korosina, akorosy, voakorosy, tafakorosy 1 manakorosy,…tohiny
Korotehina: (korotika) mt. ih. (koroteho): Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322