Litera M
Mokitra: a.: Fiezahana mafy. il t.i.f.: mimokitra, fimokitra, mpimokitra 1 imokirana, fimokirana / mahamokitra…tohiny
Mokonazy: a.: Voan'ny hazo atao hoe lamoty, maniry any amorontsiraka andrefana, izay ohatra ny voam-boandelaka…tohiny
Mokotra: a.: Sahala amin'ny Mokitra. ; mifantoka tsara amin'ny Zavatra atao ka tsy vorebirebin- javatra aby ivelany…tohiny
Molaly: a.: Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin'ny valindrihana sy ny rindrin'ny trano anaovana a-fo…tohiny
Mole: na Ramole (fr. mulet) a.: Biby tahaka ny soavaly nefs manana ny bikabikan' ny ampondra (ny mole na Ramole…tohiny
Molemba: a.: Lamba menamena lava nentina teo anoloan' ny mpanjaka ho famantarana ny fandalovany.
tohiny
Mololo: a.: Tahom-bary avy nojinjaina sy novelesina: Sady atao hanin'omby no lafika atoriany ny mololo. - F.-p.:…tohiny
