Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera M
Montotra: p. t.: Mandondona, avo kely noho ny manodidina. ? hi.: Miseho tezitra amin'ny tarehy toa mivindimbindina…tohiny
Montsana: p. t.: Mongo, torotoro, vaky, potipotika: Nianjera tamin'ny uato ilay vilany tany uao novidina ka mon…tohiny
Montsanina: (montsana) mt. ih. (montsano) : Mongomongoina, torotoroina.
tohiny
Montsina: na Montsona a.: Va-va feno hanina; entina milaza ireo bontsimbontsina na mandrotsirotsy amin'ny hoditra.…tohiny
Montsonina: (montsona) mt. ih. (mon tsony): (vava)Fenoina hanina: Aza montsonina tahaka izao ny vauanao.
tohiny
Mony: a.: Fibontsimbontsinana kely miseho eny amin'ny vatana sy tarehy, indrindra amin'ny tarehin'ny zatovo…tohiny
Mora: p. t.: Tsy sarotra atao: Mora adika io lahateny io. / Mora ny maniny fa sarotra ny manao. ? Kely vidy,…tohiny
Moraina: sy Morainy p. t.: Malemy fanahy, morabe, tsy sarotiny: Tsy misy olona morainy tahaka azy. ? Mora anaovan-javatra,…tohiny
Moramora: p. t.: Tsy mahery, tsy mivatravatra: Teny moramora ihany aloha atao aminy. ? p. mit.: Miadana: Ampandehano…tohiny
Moratra: a.: Valala mbola tsy tonga elatra: Fa ataonao ho ualala taraiky ua re, ka hanidina mbola tsy moratra?…tohiny
