Litera M
Mizaingizaingy: na Mijaingijaingy (zaingizaingy) mt. s. (mizaingijaingè): Mandehandeha irery.
tohiny
Mizaka: (zaka) mt. p.: Mitondra, mitandrina, miadidy toy ny tompony: Mahay mizaka ny fananany izy. ? Mandefitra,…tohiny
Mizakazaka: (zaka) mt. s.: Mandidididy aoka izany.
tohiny
Mizana: a.: Fitaovana enti-mandanfa zavatra, izay misy ny lela-mizana, ny vovona-mizana ary ny fitsara-mizana…tohiny
Mizanaka: (zanaka) mt. s.: Enti-milaza ny vola miteraka, izany hoe mitombo tsikelikely any amin'ny olona nisambotra…tohiny
Mizara: (zara) mt. p. na mt. s. (mizarà): Mitantana: Hizara vary ho an'ny tra-boina ny fanjakana. ? mt. s.:…tohiny
Mizatra: (zatra) mt. p. (mizarà): Manao izay hahatonga ny tena ho zatra: Tokony hizatra hamaky teny ianao.
tohiny
Mizehozeho: (zehozeho) mt. s. (mizehozehoa): Mandeha miadana mibaikabaika.
tohiny
Mizezika: (zezika) mt. s. (mizezèha): Miavosa, miavovona: Mizezika eo amin'ny varavarana ny fasika. ? Mitangorona,…tohiny
Mizidizidy: (zidizidy) mt. s. (mizidizidia): Mamindra amim-pahavitrihana.
tohiny
Mizihitra: (zihitra) mt. s. (mizihira): Mibontsina, midibadiba, mizihizihy: Mizihitra ny kibony. ? Tezitra: Nizihitra…tohiny
Miziniziny: na Mizinjina (ziniziny na zinjina) mt, s.: Mirintona amin-katezerana.
tohiny
Mizionjiona: (ziona sy zionjiona) mt. s.: Mivily, tsy mandeha mahitsy fa mivily lalana, mivembena: Mizionjiona ohatra…tohiny
Miziriziry: (ziriziry) mt. s. (mi-z iriz iria) : Miridiridy, mihinjihinjy: Miziriziry ny tanany sy ny tongony. ?…tohiny
Mizongozongo: (zongozongo) mt. s. (mizongozongoa): Mandeha irery tsy misy mpanaraka.
tohiny
