Litera M
Mololo: a.: Tahom-bary avy nojinjaina sy novelesina: Sady atao hanin'omby no lafika atoriany ny mololo. - F.-p.:…tohiny
Molotra: a.: Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra;…tohiny
Momba: (omba) mt. s. (mombà): Manaraka, mihazo: Nomba ir? lohasaha ambany atsimo ir? izy. ? Miaraka, mandeha…tohiny
Momba: p.t.: Tsy miteraka: Taloha nalain'ny fanjakana ny fananan'ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka,…tohiny
Mompera: (fr. mon père) a.: Anarana fiantsoana ny pretra, ray am-panahy, mpitondra fivavahana amin'ny Eglizy…tohiny
Mona: na Monamona p.t.: Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka…tohiny
Monaina: p.t.: Leondeony, tsy tia herika: Monaina hazandrano ny anao lahy. ? h.i.: Valaka noho ny raharaha ka…tohiny
Monamonaina: p.t.: Mahatsiaro ho misalebolebo, ta handoa. * Leony, tsy tia herika
tohiny
Monamonany: p. t.: Dongadonga sady botrabotra.
tohiny
Mondra: p. t.: Malemy, entina hilazana ny tany efa novolena ela ka lany tsiro: Tany mondra ity ka tsy hahauokatra.…tohiny
Mondraina: (mondra) mt. ih. (mondrao): Lanina tsiro: Efa nomondrainao ity tany ity uao namidinao tamiko.
tohiny
Mondro: p. t.: Enti-milaza zavatra efa ela niasana ka tsy lava na lehibe intsony, fa fohy na bory kely sisa:…tohiny
Mondroina: (mondro) mt. ih. (mondroy): Domboina: Iza no nilaza taminao hoe mondroy io angady io?
tohiny
