Litera S
Solifara: (angl. sulphur) a.: Zavatra any anaty tany, vonivony, ary mirehitra, mazàna atao famonoana mikraoby.…tohiny
Solifatra: p.t.: Bolisatra. - t.i.f.: Misolifatra, fisolifatra, mpisolifatra 1 isolifarana, fisolifarana. ¶ M.h.:…tohiny
Solika: a.: Menaka avy amin'ny tongotr'omby. • Entina milaza ny fandihin'ny tandrimo na sangodina izay mijoro…tohiny
Solila: a.: Karazan'ahitra mani-pofona misy voniny mavokely na fotsy, maniry eny an-tany mando, nomen'ny ntaolo…tohiny
Solila: a.: Ilay fisompiranan'ny rindrina somary mivoaka eo akaikin'ny varavarambe na ny varavarankely; fanatsahana…tohiny
Solilana: (solila) mt. ih. (soli-lao): Atao manjary misompirana, solarana mba hanjary misolampy: Nahoana no nosolilanao…tohiny
Solitany: (solika tany) a.: Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana…tohiny
Solo: a.: Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon'ny hafa: Rakoto no solon'ny mpampianatra anay lasa.…tohiny
Solofo: a.: Dimbin-javamaniry mitsiry eo akaikin-dreniny; taroka zavamaniry mitsiry eo amin'ny faka na voditronga…tohiny
Solohoho: a.: Lamba na hoditra afono ny rantsana na ny tanana mba hiaro tsy haratra rehefa maka vilona na mijinja…tohiny
Solohorina: (solohotra) p.t.: Voan'ny solohotra: Zaza solohorina.
tohiny
Solohoto: a.: Vovoka fotsifotsy ampiarahina amin'ny firaka haninginana ny vifotsy: Ny anareo angaha fitia mifaham-bola...…tohiny
Solokina: (soloky) mt. ih. (solokio): Fitahina amin'ny fanambakana: NosolokindRangahy iny aho. ? Alaina amim-pitaka:…tohiny
