Litera m
Mongena: p. t.: Tsy miteny firy, vitsy teny. * F.-p.: Monge-mahalatsaka: olona vitsivitsy teny, nefa ny teny…tohiny
Mongo: p. t.: Potika toy ny vovoka, torotoro, montsamontsana. * t.i.f.: f.: Amongo, mongoina, voamongo / manamongo,…tohiny
Monina: (onina) mt. s. (monena): Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy. ? Mijanona ela,…tohiny
Monja: p. t.: Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan'olona: Mpianatra telo…tohiny
Monjitra: na Monjotra a.: Tsy fahafaliana ka mionjononjona ary toa mitefoka koa; sosotra ka tsy miteny firy. *…tohiny
Monjomonjo: a.: Feo ngonongononina noho ny tsy fahafaliana na hatezerana. - t.i.f.: Amonjomonjo, monjomonjoina,…tohiny
Monjomonjoina: (monjomonjo) mt. ih. (monjomonjoy): Atao ami-monjomonjo.
tohiny
Monomonona: a.: Feo tahaka ny an'ampela ampandihizina na ny fangaraka manidina mi-tory alahelo na hasosorana tsy…tohiny
Monta: a.: Voatavo madinika tsy mba fihinana fa mangidy. * p. t.: Mangidy mafaika, na handatra. ? h. i.: Mavesa-danja,…tohiny
Montana: p. t.: Entina hiantsoana, raha miteny, olona ratsy fanahy, tsy manjary. Ilay montana: ilay ratsy fanahy,…tohiny
