Litera t
Tsetra: a.: Feo kely avy amin' ny fipaikan'ny molotra amin'ny nify ka atao mariky ny alahelo na fangorahana:…tohiny
Tsetsahana: na Tsetsahina (tsetsaka) mt, ih. (tsetsaho): A-rehitra.
tohiny
Tsetsaka: p. t.: Malaky mandray afo, mirehitra toy ny mena-ka, vanja. 1 h,o.: Mailaka er? hilaza zavatra na hamaly…tohiny
Tsetsatsetsa: a.: Firefodrefotry ny afo notondrahan-drano na menaka ka mitsotsotsotso ary midonaka; fipitripitriky…tohiny
Tsetsetra: a: Fifandrirodrirotan'ny hozatra amin'ny te-na; havizanana, hasasarana, mazàna fambara fa hanavy. -…tohiny
Tsetsoka: p.t.: Be resaka, vavàna sy maila-bava eo am-piresahana. - t.i.f.: Tafatsefoka 1 mitsetsoka, fitsetsoka,…tohiny
Tsetsotsetso: a.: Mitovy amin' ny Tsetsoka.
tohiny
Tsevoka: a: Karazan-javamaniry misy tsilony manindrona raha vao mitsiry ary mitovitovy amin'ny tenina.
tohiny
Tsi-: a) Tovona mahatonga ho anaran-javatra na toetra rehefa atao eo alohan'ny ft. voalohany: Tsikoko, tsilaiko.…tohiny
Tsia: p, mt,: Teny fandavana fanao amin'ny vaiinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? — Tsia. Indraindray…tohiny
Tsiafakomby: a.: Karazan-kazo madinika misy tsilony maranitra fanaon'ny olona fefimboly.
tohiny
Tsiahy: a: Fahatsiarovana, embona: Enyl lasa izy izay... — Tsiahy sisa... Tsiahy resy, tsiahy ory sy tomany.…tohiny
Tsiaka: p. t.: Triatra. - t.i.f.: Tsiahina, atsiaka, voatsiaka, tafatsiaka I manatsiaka, fanatsiaka, mpanatsiaka…tohiny
Tsiakondrokondro: a: Karazan-javamaniry tsara tarehy anisan'ny orkidea (Angroecum superbum)
tohiny
Tsiambaimbay: p.t.: Tsy feno, tsy ampy.
tohiny
Tsiambaratelo: a: Zavatra afenfna tsy tiana ho fantatry ny be sy ny maro ka tsy lazaina afa-tsy amin'ny olona itokiana…tohiny
Tsiambohibatana: a: Karazana voahangy mangamanga.
tohiny
