Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsena: ft.: Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana. i t.i.f.: Atsena, tsenaina,…tohiny
Tsenaina: (tsena) mt. ih. (tsenao): (vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy…tohiny
Tsenamiondriky: (Tsm) a,: Fivarotan-kani-masaka. tohiny
Tsendrina: a.: Karazam-bibikely mihinana sy mandoaka ny voankazo, indrindra ny voam-boatavo; misy milaza fa ny…tohiny
Tsentsefina: (tsentsitra) mt. ih. (tsentsefo): Trohina: Tsentsefin'ny renitantely ny voninkazo. tohiny
Tsentsenana: (tsentsina) mt. ih. (tsentseno): Asiana tsentsina: Tsentseno tsara ny lavaka. tohiny
Tsentsina: a: Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsintavoahangy.…tohiny
Tsentsitra: a.: Fitrohana ranonjavatra amin'ny vava; fitrohana ny ao anaty zavatra. - t.i.f.: Tsentsefina, atsentsitra,…tohiny
tsepa: ilazana harerahana mampahavoly (crampĂ©) sy mampalemilemy, mifangaro fanaintainan'ny vavony seran-kanina,…tohiny
Tsepika: p. t.: Feno, hipoka. tohiny
Tsepo: p.t.: Botrefona, donga, vaventy mahafinaritra. tohiny
Tsepohina: (tsepoka) mt, ih. (tsepohy): Fenoina, tohiny
Tsepoka: p. t.: Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano…tohiny
Tsepotsepony: p. t.: Fohy vaventy, vaventy dongadonga fa botry (fiteny amin'ny ankizy indrindra sy ny biby). tohiny
Tserohina: (tseroka) p.t.: Feno tseroka. tohiny
Tseroka: a.: Menaka na ilo avy amin-'ny -tanantanamanga ka atao fampivalanana na famalanana: Tokony hisotro tseroka…tohiny
Tseroka: a.: Loto mipetaka amin'ny tena na ny fitafiana; tsikoko: Koseho tsara ny sandrinao fa mbo!a be tseroka.…tohiny
Tsetahana: (tsetaka) mt. pdr. (tsetaho): Asiana (zavatra) mipetaka tuera, tsatohana (zavatra) eo afovoany tsara,…tohiny
Tsetaka: p.t.: Mipetaka tsara, mitsatoka tsara eo afovoany, tafiditra avy hatrany. / h.o,: Falifaly, miramirana.…tohiny
Tsetokakanjo: a: Ilay telo zoro amin'ny lobaka izay misy fidiran'ny bokotry ny pataloa ka mitazona azy tsy hiborotsaka.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127