Litera t
Tsitoavina: a: Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan'ny landy ny raviny.
tohiny
Tsitointoina: p. mt.: Sandra, sendrasendra tsy nampoizina akory: Tsitointoina no nifanenako taminy.
tohiny
Tsitokantokana: Jer. Tokana.
tohiny
Tsitokantokana: Mitsitokantokana p. mt.: Mandeha tairairay fa tsy miaraka: Nanontoniana tsitokantokana (na mitsitokantokana)…tohiny
Tsitokotoko: Jar. Toko. i t,i.f.: Mitsitokotoko.
tohiny
Tsitokotoko: Mitsitokotoko p, mt.: Hita ho mitsinjarazara ho antontany ombieny ombieny.
tohiny
Tsitondroina: a,: Ody napetraky ny mpampiady ombalahy tamin'ny ombiny mba hampahery azy. 1 Anarana no-mena ny vatolampy…tohiny
Tsitonga: p. i.: Fito (amin'ilay fiteny fanaon'ny ankizy taloha raha nianatra nanisa hatramin'ny folo) (ier. Ingisa).…tohiny
Tsitongatonga: a.: Havoana misy ambaratonga toa tohatohatra iakarana mba hahatongavana eny an-tampony. - t.i.f.: Mitsitongatonga.…tohiny
Tsitongotra: a.: Zavamaniry fanao fanafody tevika
tohiny
Tsitra: ft.: Toetran'ny olona na biby mivalarnpatra tsy mihetsika. - t.i.f : Atsitra, voatsitra, tafatsitra…tohiny
Tsitrabadimantsaka: a.: Anaram-panafody famorehana izay mahafaty haingana dia haingana (tsy tratran'ny vadiny lasa nantsaka…tohiny
Tsitsihina: a.: Karazana hazo (Dicoryphe viticoides).
tohiny
Tsitsihina: (tsitsika) mt. ih. (tsitsiho): Anonontononana teny fanirian-tsoa, na ozona izay irina ho tonga amin'…tohiny
