Litera t
Tsirendrena: a.: Fivezivezena mankatsy mankaroa toy ny atëtiiï ii? olona domelina, mbola rrndremana, ao anatin'ny…tohiny
Tsirendrirendry: Mitovy amin' ny Rendrirendry. - t.i.f.: Mitsirendrirendry, fitsirendrixendry,
tohiny
Tsirenireny: a: Mitovy amin' ny Renireny. - t.i.f, : Mitsirenireny, fitsirenireny, mpitsirenireny 1 itsirenirenena,…tohiny
Tsirerarera: Mitovy amin'ny Rerarera.
tohiny
Tsiretadretaka: Mitovy amin' ny Retadretaka. il t.i.f.: Mitsiretadretaka, fitsiretadretaka, mpitsiretadretaka I itsiretadretahana,…tohiny
Tsiretareta: Mitovy amin'ny Retareta.
tohiny
Tsiriadriaka: Mitovy amin'ny Tsoriadriaka.
tohiny
Tsirihina: (tsirika) mt ih. (tsiriho): Jerena vetivety: Ndeha tsiriho, r'ise, raha tonga ao an-tranony Rabe.
tohiny
Tsirika: a: Fantsona lava ampidirana hazo kely maranitra izay tsofina ka mivoaka miriotra; ampiasaina hitifirana…tohiny
Tsirika: a.: Fizahana mba hijery, fanarangaranana. il t.i. f.: Tsirihina, voatsirika, tsinirika 1 mitsirika,…tohiny
Tsirikarika: a.: Taolana mitrikitriky. ¶ M.h.: Rikarika.
tohiny
Tsirinteny: a.: Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika.
tohiny
Tsiririka: a.: Fantsitsftra. • Fivalanana miporiatra. - t.i.f.: Atsirhika, tafatsiririka 1 mitsiririka, fitsiririka,…tohiny
Tsiriritina: (tsiriritra) mt. ih. (tsiririto): Irina fatratra ho azo na hohanina: Notsiriritiny aoka izany iiay kilalao…tohiny
Tsiriritra: ft.: Faniriana fatratra hanana na hihinana. - t.i.f.: Tsirixitina, voatsiriritra, tafatsirhitra 1 mitsiriritra,…tohiny
Tsiriry: a.: Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany.…tohiny
