Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsipy: a.: Fandefasan-javatra amin'n? tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana. - t.i.f•: Tsipazana,…tohiny
Tsiraidraika: a.: Fidoladola, fitolatola. - t.i.f.: Mitsiraidraika. tohiny
Tsiraka: na Tsirat3iraka a.: Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira. - t.i.f.: Mitsiraka, mitsiratsiraka,…tohiny
Tsiraka: a.: Ny fasika eny amorondranomasina, ny moron-dranomasina: Monina any aretsiraka efa ho telo tao-na…tohiny
Tsirakaraka: p. t.: Misafotofoto, misaritaka. - t.i.f.: Tsirakarakaina, atsirakaraka, voatsirakaraka, tafatsirakaraka…tohiny
Tsirakarakaina: (tsirakaraka) mt. ih. (tsirakarakào): Asafotofoto, asaritaka. tohiny
Tsirakorako: p.t.: Jer. Tsixakaraka. tohiny
Tsirambina: a.: Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina, • p. mis: Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita:…tohiny
Tsirangaranga: a.: Zavatra mitsangantsangana sy miranirany etsy sy eroa. ~ p. t.: Matahotra: Matory tsirangaranga izy…tohiny
Tsirangorango: Mitovy amin' ny Rangorango. tohiny
Tsiranirany: Mitovy amin'ny Ranirany. tohiny
Tsiranorano: a: Zavatra mitsika na manamika. - t.i.f.: Mitsiranorano, fitsiranorano. tohiny
Tsirara: ft.: Toetran'ny olona potraka tafandry mitsilany ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka. - t.i.f.:…tohiny
Tsiratsira: ft.: Eso, fanâovana tsy ho zavatra, fanaovana tsinontsinona, tevateva, - t.i.f.: Tsiratsiraina, voatsiratsira…tohiny
Tsiratsiraina: (tsiratsira) mt. ih. (tsiratsirao): Esoina, atao tsinontsinona, fotsifotsina, tevatevaina: Tsy azonao…tohiny
Tsiravaohina: a.: Anarana ilazan'ny mpamosavy ny voatavo. tohiny
Tsiravina: p.t.: Raiki-tahotra mafy, mivadi-po: Tsiravina aho nahita ilay olona nanao saron-taua nitana antsy.…tohiny
Tsirebika: (fit.-p.) a.: Anarana ilazana ny voatavo any anindran-tany ka io no ampiasaina matetika noho ny teny…tohiny
Tsiredareda: p.t.: Taredretra, tavozavoza, tandrevaka. - t.i.f.: Atsiredareda, voatsiredareda, tafatsiredareda 1…tohiny
Tsireko: (Ats) a.: Hira ataon' ny vehivavy amin'ny fiandrasam-paty. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.026