Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsiro: a.: Toetran'ny zava-pihinana, na mamy na mangidy na matsatso, tsaroan'ny lela: Samy hafa mihitsy ny…tohiny
Tsirodona: Mitovy amin'ny Rodona. tohiny
Tsirofo: p. t.: Tsy lany harena; tsy mandany fahatany. tohiny
Tsirokonangatra: a: Karazanjavamaniry fanao fanafody mampivalana sy mampahatsemboka (Cassia). tohiny
Tsiroroka: a.: Mitovy amin'ny Tsorofoka. tohiny
Tsiry: a.: Ny voa sy ny tsimoky ny zavamaniry vao mise-ho: Tokony hotandremana tsara amin'ny biby ny tsirinjauamaniry.…tohiny
Tsisangisangy: a: Tsilalao fisangisangiana, tsivazivazy. tohiny
Tsisy: mt.: Fifintinan'ny teny roa hoe "tsy misy". tohiny
Tsitaitaika: a.: Filatsahan-javatra tsy misesy fa mielanelana; fitetevana. •Fanenon-dakolosy maneno dia miato. ~…tohiny
Tsitakatrankiaka: (Tsm) a.: Karazan'androngo madinika haingam-pandeha izaitsizy. tohiny
Tsitakonala: (Btl) a.: Omby ranjanana, avo dia. tohiny
Tsitakonala: a.: Anaran-kafa ilazana ny fisisika. tohiny
Tsitapitapitrizay: p. mt: Vetivety foana taorian'izay, poa toy izay, tsielaela taorlan'izay. tohiny
Tsitapitapy: Heno mahalankalana (jar. Tapitapy). tohiny
Tsitelotelo: p. mt.: Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo.…tohiny
Tsitialainga: a.: Lefona vola, be lela nentin'ny irak'Andriana taloha ho vavolombelon'ny fahefany handray olona voampanga.…tohiny
Tsitiamainty: a.: Hazo nampiasain'ny mpimasy hahatonga ho tsy tia sy ho leony tanteraka. tohiny
Tsitiamoty: a.: Karazan-javamaniry (Triumfetta rhomboidea). tohiny
Tsitiarangy: a.: Anaran-damba na akanjo taloha. tohiny
Tsitika: ft.: Henjana, miridiridy. 1 t, i.f, : Atsitika, tafatsitika 1 mitsitika, fitsitika, mpitsitika / itsitihana,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0233