Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Asalazana: (salazana) mt at.(asalazano): Asalisaly, atono, hamainina eo ambony af o. tohiny
Asalehotra: (salehotra) mt. at. (asalehory): Atao tonga sahisahy. tohiny
Asalobona: (salobona) mt. fit. (asalobony): Entina manasalobona, manakona amin'ny lamba. tohiny
Asalotra: (salotra) mt. at. (asalory): Atao salotra: Ilay fehitenda volonondry asalotra ny vozonao fa mikohaka…tohiny
Asalovana: (salouana) mt. at. (asalovano): Atao eo anoloana mba hanelingelina: Aza asalouana olona eo io akalana…tohiny
Asaly: Asalisaly (saly) mt. at. (asalio), (asalisalio): Atao eo ambony afo vetivetY mba ho azo hanina. tohiny
Asamaka: (samaka) mk at (asamaho): Atao misaraka roa. tohiny
Asambasamba: (sambasamba) mt. fit, (asambasambao): (teny) Entina misambasamba, mirary, mitso-drano raha manantatra…tohiny
Asamboady: (samboady) mt, at. (asamboadio): Atao samboady: Nasamboadiny an'ilay sarivongana ny sainam-pirenena.…tohiny
Asamboaravoara: (samboaravoara) mt. at. (asamboaravoarao): Atao misamboaravoara, ahetsika mahery hitambohmbolina, atroatra:…tohiny
Asamboritra: (samboritra) mt. at. (asamborito): Isikinana mafy, ahodidina ny valahana. tohiny
Asambotra: (sambotra) mt, at. (asambory): Entina misambotra. tohiny
Asampana: (sampana) mt, at. (asampano): Omena asa ma-ro hosahanina. tohiny
Asampina: (sampina) mt. at. (asampino): Enti-milaza ny ila lamba asampy amin'ny soroka: Asampino ny lambanao fa…tohiny
Asampona: (sampona) mt. fit. (asampony): Entina manampontsampotsana, manakana: Zavatra tsy nampoizina no nasampon'ny…tohiny
Asampotina: (sampotina) mt at. (asampoteno): Asafotofoto, asaritaka, asangodina atambolina: Nasampotin'ny rano mitety…tohiny
Asampy: (sampy) mt at. (asampazo): Atao misampy, na mihantona, misavily eny ambozona. tohiny
AsanĂ ka: (sanaka) mt. at. (asanaho): (vava) Sokafana mitanatana: Nasanakany ny vavany ka nidiran'ny tantra. tohiny
Asanasana: (sanasana) mt at. (asanasanao): Atao misokatra be, atanatana: Asanasanao ny vauanao. tohiny
Asanda: (sanda) mt, at (asandao): Atao sanda, enti-milaza izay omena ho fanampy raha mifanakalo zavatra tsy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0155