Litera a
Asandrahaka: (sandrahaka) mt. at. (asandrahafo): Avela hirantsandrantsana, hisampantsampana. ~ Avela hivelatra fa…tohiny
Asandratra: (sandratra) mt. ut. (asandrato): Asondrotra, apetraka ho eo amin'ny toerana ambonimbony kokoa: Tokony…tohiny
Asangasanga: (sangasanga) mt. at. (asangasangao): (zavatra) Izay aseho avy lavitra ny lohany na ny tendrony: Asa…tohiny
Asangazona: (sangazona) mt, at. (asangazony): Asaina manasangazona, mihazona.
tohiny
Asangerina: (sangerina) mt. at (asangereno): Alefa dia averina.
tohiny
Asangodina: (sangodina) mt. at (asangodino): Ahodina: A-sangodina amin'ny ampela ny kofehy.
tohiny
Asantatra: (santatra) mt. at. (asantaro): Enti-milaza izay a-tao santatra: Fiaraha-miala hetaheta no nasantatra…tohiny
Asaoka: (saoka) mt. at. (asaohy): Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin'ny didy akanjo): Soga voantondro…tohiny
Asara: (sara) mt, at (asarao): Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra…tohiny
Asaramanitra: a: Teny ilazana ny fandroana malagasy.
tohiny
Asarandrana: (sarandrana) mt fit. (asarandrano): Atao sarandrana na salaka; asalaka.
tohiny
Asarangotra: (sarangotra) mt, fit. (asarangoty): Ilazana izay enti-misarangotra, na mamikitra, misangazona: Ny tananao…tohiny
