Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Asavovoka: (savovoka) mt. at. (asavovohy): (vovoka) Ain-gaina, pololorina: Nasavovoky ny tadio ny uovoka teo an-tsena.…tohiny
Asavovona: (savouona) mt. at. (asavovony): Atao atontany, ampifanongoavina: Nasavovony teo ambony latabatra ny…tohiny
Asazoka: (sazoka) mt, at. (asazohy): Enti-milaza ny zavatra sandohana ho an'ny tena. tohiny
Asazy: (sazy) mk at. (asazio): Enti-milaza ny zavatra na ny vola atao sazy. tohiny
Asebiseby: (sebiseby) mt. at. (asebisebeo): (Olona) Avezivezy mba hampijanona azy. tohiny
Asedisedy: (sedisedy) mt. at (asedisedeo): Maimaizina, dodonana. tohiny
Asedra: (sedra) mt, fit. (asedrao): Entina misedra, mitsapa ny hadion'ny metaly iray, ohatra ny volamena. tohiny
Asefaka: (sefaka) mt. at. (asefaho): Atsofoka, atao eo anelanelana. tohiny
Asehaseha: (sehaseha) mt at.: Atao tonga mianjonanjona, mirehareha. tohiny
Asehatra: (sehatra) mt. at,: Atao mifanena. tohiny
Aseho: (seho) mt. at. (asehoy): Atranga, aharihary, velarina mba ho hita: Asehoy ahy hoe iny sary iny. 1 Borahina,…tohiny
Aselaka: (selaka) mt. fit. (aselaho): Entina manendaka isan'elakelany, asilaka: Ity antsy maranitra ity aselaka…tohiny
Aselatra: (selatra) mt. at. (aselaro): Ampandalovina mise-sana: Aselaro eo ambony labozia ny tananao alohan'ny…tohiny
Aselisely: (selisely) mt at. (aseliseleo): Ampandalovina eo anoloana. tohiny
Aselontselona: (selontselona) mt. at. (aselontselony): Ampandalovina na apetraka eo anoloan'olona ka manelingelina…tohiny
Asembana: (sembana) mt, fit. (asembano): Asakana, izay mahatonga ho voasakantsampona: Ho Iasa ihany isika amin'ny…tohiny
Asempotra: (sempotra) mt. fit. (asempory): Entina hahasempotra. tohiny
Asendaka: (sendaka) mt. fit.(asendaho): Entina manendaka (hoditra, lamba). tohiny
Asendaotra: (sendaotra) mt. at.: Atao tonga tezitra, atao izay hahatezitra, omena fo. tohiny
Asendrasendra: (sendrasendra) mt, fit. (asendrasendmo): Entina maminavina ara-keviny (enti-milaza akoholahy atao fitsapana):…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0171