Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Asafy: (safy) mt. ais (asafio): Atao safiny, fanampiny, famenony: Ity tsoria-damba ity asafy ny moron-tongotr'…tohiny
Asaha: a.: Ompa, fanompana, ozona, fanirian-dratsy hihatra amin'ny sasany. ΒΆ M,h.: fanozonana, ozona, fanompana,…tohiny
Asahaina: (asaha) mt. ih. (asahao): Ozonina, ompana, sahatoina. tohiny
Asahato: (sahato) mt. fit. (asahatoy): (teny) Entina misahato, manozona. tohiny
Asahy: (sahy) mt, fit. (asahio): (teny) Entina manompa, manevateva. tohiny
Asaika: (saika) mt. at. (asaiho): Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa…tohiny
Asaiky: (saiky) mt. at. (asaikeo): Atao saikiny na solony ratsiratsy kokoa: Mpitandrina tovolahy kely no nasaiky…tohiny
Asaina: (asa) mt. ih. (asao): Angantahina ho tonga amin'ny fivoriana, sakafo, lanonana...: Nasain'idadabe nisakafo…tohiny
Asaina: (asa) mt. at. (asao): Ranitina, rangitina, atao tonga mifilofilo: Nasain'iza re ity antsy ity no nanjary…tohiny
Asaka: a: Enti-milaza ny soratr'omby mavo vasoka na ma-loto volo. tohiny
Asaka: (saka) mt, fit. (asakao): (ny tanana) Entina misaka, maka hazandrano na orana ao anaty rano na ao anaty…tohiny
Asakafo: (sakofo) mt. at. (asakafoy): Atao sakafo: Omany izay hasakafo an'ireto vahiny ireto. tohiny
Asakaiza: (sakaizo) mt. at. (asakaizao): Omena olona ho sakaiza. tohiny
Asakambina: (sakambina) mt. fit, (asakambino): (ny sandry) Entina manakambina na misakambina. tohiny
Asakana: (sakana) mt. at. (asakano): Atao sakana, fefy: Vatan-kazo no nasakany ny fidirana tao anaty saha. tohiny
Asakelika: (sakelika) mt. at. (asakeleho): Hoentina ao ambany helika. tohiny
Asakobona: (sakobona) mt. fit. (asakobony): Entina hanafenana anaty zavatra, asarona: Inona no hasakobona ity vilia…tohiny
Asakonoka: (sakonoka) mt, fit. (asakonohy): Entina manafina anaty lamba. tohiny
Asalaka: (salaka) mt, at. (asalakao): Atao salaka. tohiny
Asalasala: (saiasala) mt. at. (asalasalao): Asaina misalasala. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0157