Litera a
Aroso: (roso) mt. at. (arosoy): Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin'izao ny…tohiny
Arotsaka: (rotsaka) mt, at (arotsahy): Aidina: Arotsahy amin'izay ny vary fa efa mangotraka ny rano. ~ Alatsaka…tohiny
Arovana: (aro) mt. ih. (arovy): Tandremana sao misY marnely na manimba: Arovan'ny miaramila andro aman'alina…tohiny
Arovoniny: a: Hazo apetraka ambony vovonana mba hampilamina sy hampandry ny bozaka na ny herana atao ta-fo.
tohiny
Arsidiosezy: (fr. archidiocèse) a: (Fiv. kat.) Fitantanana diosezy maromaro na vitsivitsy mifanakaiky; ny eveka eo…tohiny
Ary: p. mt.: Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: Ar? andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay.
tohiny
Ary: ppt.: Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin'ireo…tohiny
Ary: a.: Taova iray tarika amin' ny mosavinkena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'…tohiny
