Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera a
Aserana: (serana) mt. at. (usera-no): Enti-mandalo eo anoloana, enti-misenana: Aza aserana an-dRaibenao iny kifafa…tohiny
Asesika: (sesika) mt. at. (aseseho): Enti-milaza ny zavatra atao sesika: Inona no asesika ny kidoronao: horom-potsy…tohiny
Asesy: (sesy) mt. at. (aseseo): Atao mifandimby tsy misy fiatoana: Aseseo amin'izay nyhira, rankizy. • Amidytsirairay:…tohiny
Asetra: (setra) mt. fit. (asetrao): Entina manohitra, manohana: Inona no hasetrantsika ny fanafihan'ny fahavalo?…tohiny
Asiana: (isy) mt. ih. (asio na asivo): Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: A-sio sira ny laoka.…tohiny
Asidiondiona: (sidiondiona) mt, at, (asidiondiôna): Asaina na avala hivezivezy ats? sy ar? mba hibolidy amin'ny raharaha.…tohiny
