Litera a
Atankosina: (tankosina) mt at (atankosino): Asiana loto.
tohiny
Atanondrika: (tanondrika) mt at (atanondreho): Aondrika (ny loha) noho ny alahelo.
tohiny
Atanontanona: (tanontanona) nit, at. (atanontanony): A-petraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa:…tohiny
Atantana: (tantana) mt. fit. (atantano): Entina mitantana, mitarika amin'ny tanana: Ny tanany havanana no natantany…tohiny
Atantavana: (tantauana) mt. fit, (atantavano): Entina manatantavana na manatsika, manadio rano amin'ny alalan'ny…tohiny
Atanteraka: (tanteraka) mt, fit. (atanteraho): Entina manatanteraka, mandoaka hatrany ambadika.
tohiny
Atao: (tao) mt. at (ataouy): Karakaraina sy vitaina: Ataouy ny raharahanao fa aza be resaka eo. • Anamboarana:…tohiny
Ataoma: (fr. atome) a.: Ny ilany kitika kely indrindra amin'ny fiforonan'ny tenanjavatra izay mizara roa: ny…tohiny
Atapy: (tapy) mt, at. (atapio): Atanina amin'ny hainandro: Atapio ireto lamba ireto ho maina tsara.
tohiny
