Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Aotina: (otina) mt, at. (aoty): Ahozongozona, ahetsiketsika. tohiny
Aotobisy: (fr• autobus) a: A- 4 narana omena ireo fiara ngeza natao hitondra mifamezivezy ny mponina an-tanàndehibe,…tohiny
Aotomobilina: (fr, automobile) a: Karazana fiara mandeha amin'ny maotera, fitondrana olona na entana. tohiny
Aotra: (otra) mt. fit. (aory): Entina manotra: Tsy manantanana aotra anao aho fa marary ny tanako. tohiny
Aotra: (angl. nought na ought) a.: Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy" nefa raha apetraka eo ankavanan'ny…tohiny
Aotrika: (otrika) mt.at. (aotreho): (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny uolako. • (voankazo)…tohiny
Aoty: (oty) mt. fit. (aotazy): Entina mioty. tohiny
Aova: (Ski) a.: Renirano kely mandalo ny tanety ary azo aleha lakana. tohiny
Aova: (oua) mt.at. (aouay): A-solo. tohiny
Aovaka: (ovaka) mt. fit (aovaho): Entina manendaka, manongo. tohiny
Aovoka: (ovoka) mt.fit. (aouohy): Enti-manala, manatsoaka, manesotra. tohiny
Aoza: (oza) mt fit. (aozao): Enti-manasa, manontsana: Tsy misy rano aoza tanana akory! tohiny
Aozona: (ozona) mt.fit. (aozony): (teny) Entina manozona: "Aza mahita uariraiuenty ialahy "; izany no teny naozon-drainy…tohiny
Apaika: (paika) mt. fit. (apaiho): Entina mipaika: Inona no hapaika it? fantsika tohiny
Apaingotra: (paingotra) mt. fit. (apaingory): (paingotra na tsilo) Entina mitans: It? apaingotra ny akanjonao. tohiny
Apaka: (paka) mt. at. (apakao): Atao mipaka, atao mikasika amin'ny..,: Aza apaka amin' ny rindrina ny latabatra…tohiny
Apanapana: ft.: Milaza fitotototoana tsy mahita haleha. - t.i.f•: Aapanapana, tafapanapana j miapanapana, fiapanapana,…tohiny
Apaoka: (paoka) mtfit. (apaohy): Entina mipaoka, mifaoka, maka an-keriny. tohiny
Apapapapa: (paPapapa) mt. at. (apapapapao): Asaina mipapapapa, mitotototo atsl' sy ar?; asaina miraparapa. tohiny
Apararàtra: (pararatra) mt. at. (apararato): Aidina mitete be (rano na voan-javatra aidina amina fitaovana misy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0176