Litera a
Apôka: ft.: Milaza fianjerana mitsotra sy miampatra. - t.i.f.: tafapoka ) miapoka, fiapoka, mpiapoka j iapohana,fiapohana,…tohiny
Apoka: (poka) mt. at. (apohy): Adana, alaina dia akatroka amin'ny.., akapoka anrin' ny...: Apohy arnin'ny Iseo…tohiny
Apololotra: (pololotra) mt at. (apololory): Atao mipololotra, avala hivoaka be dia be: Napololotrany ny setro-tsigarany…tohiny
Apondipondy: (pondipondy) mt, fit. (apondipondeo): Enti-mamoriporitra.
tohiny
Aporaretra: (poraretra) mt. at. (aporareto): Atao mandre maharary.
tohiny
Aporetsika: (poretsika) mt. at. (aporetseho): (fotaka) Atao marihitra, atao potsipotsika.
tohiny
Aporiatra: (poriatra) mt, at. (aporiato): Asaina mandeha haingana, asaina mandositra: Efa folo metatra sisa tsy…tohiny
Aporitsaka: (poritsaka) mt. at. (aporitsaho): Avala maniera. hikorotsaka: Iny nisy vola ariary zato naporitsany…tohiny
Aporofo: (porofo) mt. fit. (aporofoy): Entina manaporofo, manamarina: Tsy misy zavatra azonao aporofo fa izy…tohiny
Apororoatra: (pororoatra) mt. at. (apororoaty): Fenoina a-tao misy mihoatra • Asaina mandeha rodobe.
tohiny
Aporotsaka: (porotsaka) mt. at. (aporotsahy): Alefa midi-na, atambotsotra: Aza aporotsaka tahaka izao ao an-damosinao…tohiny
