Litera a
Aolilolo: a.: Zavamaniry mampandositra ny bibikely toy ny parasy, hao, sns (Croton meridionalis).
tohiny
Aolonolona: (olonolona) mt.at. (aolonolony): Ahataka, avahana.
tohiny
Aomba: (omba) mt. at. (aombano): Asaina momba na amporisihina homba (antoko na olona iray): Rakoto no naombany…tohiny
Aombika: (ombika) mt.fit. (aombiho): Entina manombika, maka potipotiny na silatsilany kely: It? antsy kely i-t?…tohiny
Aombotra: (ombotra) mt, fit. (aomboty): Entina manongotra, manala amin-kery: Tandramokitra no naombotra ilay fantsika…tohiny
Aompa: (ompa) mt. fit.: Entimilaza ny olona anozonana hifotitra amin'ny tena: Ny anabauiny mihitsy no naompany…tohiny
Aompa: ompana, voaompa / manompa, fanompa, mpanompa / anompana, fanompana / miompa, fiompa, mpiompa 1 iompana,…tohiny
Aompana: (ompana) mt. at. (aompano): Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan'ny hikapohany…tohiny
Aondana: (ondana) mt. at. (aondany na aondano): Atao ondana: It? ondan-jaza it? aloha aondana azy von/y maika.…tohiny
Aondrana: (ondrana) mt. at. (aondrono): Alefa hiampita, amin'ny lakana na sambo: A-kondro oalo taonina no naondrana…tohiny
