Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Aongonongona: (ongonongony) mtat. (aongonongony): Atao miavoavo, mivohibohitra. tohiny
Aongotra: (ongotra) mt.fit. (aongoty): Enti-manongotra: Tandra no aongotra ny nify raha mafy. tohiny
Aonitra: (onitra) mt.fit. (aorte-ro): Entina manonitra: Aiza ianao no hahita vola haonitra io fiaran'olona nosimbanao…tohiny
Aonja: (onja) mt,at.: Asaina ahetsiketsiky ny onja. tohiny
Aonjinonjina: (onjinonjina) mt. at, (aonjinonjeno): Adoladola am-pamindrana somary miaingitraingitra kely. tohiny
Aonona: (onona) mt, at. (aonony): Atony, atao tonga tony. tohiny
Aorana: (orana) mt.at. (aory): Fotsina, diovina (enti-milaza firavaka volamena na volafotsy). tohiny
Aoranorana: (orana) mt,at. (aoranorano): Abosibosika, arapadrapaka. tohiny
Aoriana: ppk, na p.mt.: Entimilaza toerana na fotoana mifanohitra amin'ny aloha, izany hoe manarakaraka ny toerana,…tohiny
Aorika: (orika) mt.at. (aoriho): Asaina miakatra, mitsena ny rano. tohiny
Aorina: (orina) mt.at. (aoreno): Atsangana, atsatoka: Tamin'ny taon-dosa no naorina it? tsena it?. tohiny
Aoritra: (oritra) mt.fit. (aoroty): Entina manongotra. tohiny
Aoritra: (oritra) mt. at. (aoreto): Atao tonga mioritra; pitsohina, aforitra. tohiny
Aoritsa: t.p. Teny entina mamporisika ny alika mba hiady. tohiny
Aoroka: (oroka) mt. fit. (aorohy): Entina manoroka: Ara-ka ny fomban'ny Ntaolo dia ny orona no aoroka fa tsy…tohiny
Aorotra: (orotra) mt,fit. (aoroty): Entina manorotra, manongotra, manombotra. tohiny
Aory: (ory) mt.fit. (aorio): Entina mampahory, misangy, manorisory. tohiny
Aosa: (osa) mt.at.: Atao tonga osa. tohiny
Aositritsy: (fr, autruche) a: Kaxazam-borona avo no sady lava tends, 2m60 ny haavony, goaibe (100kg), izay mivelona…tohiny
Aostralianina: (fr. Australien) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Aostralia, nosy lehibe any Oseania,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0132