Litera D

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Dingadingana: a. : Karazan-javamaniry (Psiadia dodonaefolia). tohiny
Dingana: a. : Refin'ny elanelan'ny tongotra roa eo ampamindrana : Lava dingana ianao izany noho izaho. ? Halavan-drefy…tohiny
Dinganina: (dingana) mt ih. (dingano) : Itana, vildnina : Dingano io tatatra io raha te ho tonga er9 atsimo er?…tohiny
Dingidingy: a, : Toerana avo. tohiny
Dingina: a. • Fijoron-javatra manondro lanitra; fihoarana, fanongonana. - t.i.f. : Dinginana, tafadingina / midingina,…tohiny
Dinginana: (dingina) mt. ih. (dingino) ; Ihoarana, songo- nana : Nodinginan'ny mpifaninana aminy rehetra izy. tohiny
Dinidinika: a. : Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha. ¶ M.h. : Tapatapak'ahitra.…tohiny
Dinidy: (didy) mt.ih. misy tsofoka in : Voadidy, didiana : Nodinidin 'ny Fanjakana vao haingana ny fanondranana…tohiny
Dinihina: (dinika) mt.ih. (diniho) : Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany : Tokony hodinihina tsara izany…tohiny
Dinihina: fotorana tsara: Tokony hofakafakaina tsara itS' raharaha ityf. tohiny
Dinika: a. : Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha : Misy dinika hataon'ny vaomiera momba…tohiny
Dinika: a. : Fitsakoana fanindroany ataon'ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny…tohiny
Dinika: a. : Fahakelezana, faharotsadrotsahana. - t.i.f. : Madinika, hadinika, dinidinika. tohiny
Dinika: (diha) mt.ih. misy tsofoka in : Voadika, nodikaina : Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao, tohiny
Dinimby: (dimby) mt.ih. misy tsofoka in : Voadimby, dimbasana. tohiny
Diningana: (dingana) mt.ih, misy tsofoha in : Voadingana, dinganina, dikaina : Nodiningany ny rainy ka tsy faly.…tohiny
Dinitra: a. : Hatsembohana.1 t.i.f. : Dinirina. ? F,-p, : Mivoa-dinitra : mi-tete hatsembohana, teratsemboka,…tohiny
Dinta: a : Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin'ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka…tohiny
Dintamborona: a : Karazana dinta mpipetaka amin'ny vavan'ny vorom-bazaha rehefa ilay misotrasotra amin'ny rano iny…tohiny
Dintanala: a. : (Jar. Dimatika). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075