Litera D

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Dihizina: (dihy) rat. ih. (dihizo) : Ifaliana anaovana dihy : Vaouao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina…tohiny
Dihy: a : Fampisehoam-pihetsehana ataon'ny tena manontolo : loha, tanna, tongotra, ary indraindraY koa aza…tohiny
Dihy: a. : Toetran'ny fanidin' ny vorona eny amin'ny habakabaka raha tsy mihetsika na mikopaka ny elany. tohiny
Dika: ft. : Enti-milaza fihoarana; tsy fanarahan-dalàna; fakàna tahaka soratra; fanovaria tenim-pirenena iray…tohiny
Dikaina: (dika) mt.ih. (dikao) : Ihoarana avy eo ambony : Dia tsy ho hainao dikaina ve io tatatra io F ? Seranana…tohiny
Dikatra: ft. : Enti-milaza fanaovana zavatra tsy ara-pilaharana fa mandingandingana etsY sy eroa. - t.i.f. :…tohiny
Dikisionera: (fr. dictionnaire) a. : Boky ahitana ny teny rehetra ao amin'ny fiteny iray, voalahatra araka ny fisesin'…tohiny
Dikitra: p.t. : Sosotra, tsy faly, tezitra. i ai f. : Mahadikitra. tohiny
Diky: a. : Fivalanana, tay : Dikin-tsoaualy. tohiny
Diky: Dikidiky a. : Hasosorana. - t.i.f. : Madiky, mahadiky, mahadikidikY. tohiny
dila: Lasa, dify. "Dila any ambadika any", "Iny izahay no dila". Midila: mandeha. Lasatohiny
Dilana: a. : Lempona na keoka eo afovoany ; faritra kely na manify noho ny eo akaikiny mifampitohy aminy. -…tohiny
Dilanina: (dilana) mt.ih. (dilano) : Etena, fintinina eo afovoany. tohiny
Dilatra: ft. : Enti-milaza fandalovan-javatra mahakasika kely. - t.i.f. : Mandilatra. tohiny
Dilatra: a. : Vovo-tany maivana entin'ny rano amin'ny renirano ka mandry eny ho eny, manarona sy mahalonaka ny…tohiny
Dilo: ft. : Enti-milaza fangintsingintsinana amin'ny nify na ny sofina noho ny zavamarikivy nohanina na feonjavatra…tohiny
Diloilo: (fr. de l'huile) a. : Menaka avy amin'ny zavamaniry : Ny mena-boanio dia a-tao koa hoe diloilo coco.…tohiny
Dilorina: (dilotra) mt.ih. (dilory) : Kosehina, kitrohina, ampifampikasohina : Rehefa manasa io tavy io ianao,…tohiny
Dilotra: a. : Feo re avy amin' ny fifampikasohan'ny zavatra roa samy mafy; feo midridroka, na mikarantsana noho…tohiny
Dimatika: a. : Bibikely iray tarika amin'ny dilata, izay hita any an'ala, eny amin'ny hazo na eny amin'ny ahitra,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071