Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera D
Dio: a. : Tsy fisiana loto na pentina; fangarangaranana sy tsy fananan-tsiny na kilema; tsy fifangaroana…tohiny
Diosezy: (fr. diocèse) a: (Fiv. kat.) Faritany eo ambany fitondran'ny eveka iray, izay mandidy mahatapaka eo…tohiny
Diovina: (dio) mt ih. (diovy) : Sasana, atao afa-doto : Diouy ny akanjonao fa fety rahampitso. ? H,o. : Diovy…tohiny
Dipaina: (fr. du pain) a. : Karaza-mofo vita amin'ny lafarinina, ary foto-tsakafon'ny firenena maro, indrindra…tohiny
Dipoavatra: (du poivre) a, : Zavamaniry masiatsiaka karazana tsiperifery, fampiasa hampahatsiro sakafo, ka amin'ny…tohiny
Dirandoza: (idiran-doza) : Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona…tohiny
Diridiry: ft, : Enti-milaza : Fihenjanana tsy mety mllefitra. ~ Ny maso mivandraka sy misokatra be. Fihenahenana…tohiny
Disa: ft. : Enti-milaza hitsaka, hosy, fitetezana amin'ny tongotra. - t.i.f. : Disaina, voadisa / mandisa,…tohiny
Disaka: Disadisaka p.t. : Valaka, sasatra. 1 Leo na tofoka tanteraka. ~ Entina milaza koa ny mongomongo, ny…tohiny
Disanteria: (fr. dysenterie) a: Aretina mampivalan-dra izay mety hahatratra indroapolo na mihoatra isan'andro ka…tohiny
