Litera D
Disoina: (diso) mt.ih. (disoy) : Tsy natao marina : Nodisoinao ny marikao ka izany no tsy nahafahanao. ? Dikaina…tohiny
Dite: (fr. du thé) a. : Fisotro avy amin'ny rano ampangotrahina miaraka amin'ny ravin-javamaniry atao hoe…tohiny
Ditinonoka: a. : Hazo akana karazana ditY.
tohiny
Ditra: a. : Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza :…tohiny
Ditsaka: a. : Fivalanandrano, amany. il t.i.f. : Manditsaka, fanditsaka, mpanditsaka 1 anditsahana, fanditsahana.…tohiny
Ditsihina: (ditsika) mt.ih. (ditsiho) : Rarahana na tsipazana vovoka na poti-javatra mba ho ditsika.
tohiny
Ditsika: Ditsoka. : p.t. : Misy zavatra ao anaty maso : Ditsoka aho ka andraso kely aloha. 1 Tafiditry ny vovoka…tohiny
Dity: a. : Ranon-javatra na ventiny koa aza, voavoatra mba hoenti - manakambana na mampiraikitra taratasy…tohiny
Divay: (fr. du vin) a. : Zavapisotro vita amin'ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin'…tohiny
Dizidizy: ft. : Enti-milaza firidiridiana. - t.i.f. : Adizidizy / midizidizy, fidizidizy, mpidizidizy 1 idizidiziana,…tohiny
