Litera D
Dohaka: p.t. : Mpirehaka, mpirehareha ho manao izao sy izao. - t.i.f. : Midohaka, fidohaka, mpidohaka / idohafana,…tohiny
Doka: a. : Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra…tohiny
Doka: a. : Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. i t.i.f. : Dokana, voadoka / mandoka…tohiny
Doka: a. : Fanindrahindrana olona amin'ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana…tohiny
Dokadoka: ft. : Enti-milaza firobonan-javamaniry maitso sy milenodenoka fatratra. i t.i.f. : Midokadoka.
tohiny
Dokafana: (doka) mt. ih. (dokafy) : Hindrahindraina amin'ny fiderana; roboana : Nodokafany loatra ny zanany ka…tohiny
Doko: o. : Sanga na vola atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka.l Nofo na mokon-doha hita amin'ny…tohiny
Dokoroka: a. : Fanjoretra na fanjonitra atao mba hangorahan'ny olona ny tena. - t.i.f. : Mandokoroka, fandokoroka,…tohiny
Dokotera: o. : Mpanasitrana na mpitsabo vita fianarana ka nahazo filazam-pahaizana. • Olo-mahay nahazo filazampahaizana…tohiny
Dokotra: a. : Karazam-borona mitovitovy amin'ny ganagana. Sarin-dokotra : Safiotra avy amin'ny fikambanan'ny…tohiny
Dola: Doladola a. : Fihetsika miangotingoty raha mandeha ka ny loha araidraika ary ny vatana atolilalila miankavia…tohiny
Dolelaka: (t.tr.) o. : Koka lava, feo tokana lavareny rehefa miantso. • Fiantsoana olona ka halavaina na tarihina…tohiny
Domba: p.t. : Mivohitra mandroso be : Domba ny orondRamotoo io. - t.i.f. : Mandomba, fandomba.
tohiny
Dombo: p.t. : Tsy maranitra : Dombo ny antsinao. • Donto ny lohany : Fantsika dombo. i tif : Domboina, voadombo…tohiny
