Litera D
Dodadoda: p. t. : Mandanilany foana ny ananana, mirobaroba izay ananana, mandany tafahoatra : Dodadoda loatra…tohiny
Dodadodaina: (dodadoda) mt. ih. (dodadoday) : Lanina haingana, atao majifa poatoizay.
tohiny
Dodana: p. t. : Forehitra sy may, kila, miredaka. : Dodana ny fanaka rehetra tao amin'ilay trano may. ? H. o.…tohiny
Dodo: Dodododo a. : Fahatongavana maika dia maika ; firohotana haingana hila vonjy na hampiseho fiaraha-mifaly…tohiny
Dodoka: p. t. : Maika, tery, na maimay ; tsy manam-potoana betsaka azo ivalamparana. ¶ M. h. : Dodona.
tohiny
Dodona: p. t. : Maika fatratra, maimay te-hanao zavatra na hiteny eo no ho eo na handeha avy hatrany : Dodona…tohiny
Dodonana: (dodona) mt. ih. (dodony) : Asaina mandeha haingana : Dodony izy fa ha-riva ny andro. ~ Terena, po-ratina…tohiny
Dodoria: a. : I1azan'ny foko sasany ny ady totohondry. ? P. t. na p. mt. : Haingana dia haingana, tsy misy fiatoana,…tohiny
Dodosina: mt, th, tsy manaradalàna, avy amin'ny Dodododododo: Hafainganina, atao haingana dia haingana. ¶ M, h.…tohiny
Dofaka: ft. : Enti-milaza setroka na vovoka mipololotra miakatra na fofona manetona lavitra. 1 t.if. : Dofahana…tohiny
Dofitra: ft. : Eti-milaza fidonana amin-javatra, fiantraika na fipokan'ny zavatra roa, saingy ny iray manatona…tohiny
Dofodofotra: p. t. : Ilazana ny zaza dongadonga na ny zavamaniry midoroboka maitso sy midokadoka.
tohiny
