Litera D
Domiverina: (dona miuerina) a : Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin'ny…tohiny
Dona: Dondbna a. : Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely. - t.i.f. : Donna, adona, voadona I mandona,…tohiny
Dona: a. : Fipaika, izay entimilaza amin'ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin'izay miseho ny mpilalao,…tohiny
Donahana: na Donafana (donaka) mt.ih. (donahy na donafy) : Semporina amin'ny setroka : Aza donofana ny uahiny,…tohiny
Donaina: (dona) rat. ih. (donao) : Kapohina, velesina, asiana mafy : Nodonainan'ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina.…tohiny
Donaka: a. : Setroka be na hafanana manevokevoka; vono na kapoka atao. i tai. f. : Donahana na donafana, adonaka…tohiny
Donanaka: a. : Tsy fanaovana na inona na inona, fitomoemoe-poana varimbariana amin'ny tsinontsinona. - t.i.f.…tohiny
Donda: ft. : Enti-milaza ny hamafy sy ny lanjan'ny lamba mifanaraka amin'ny hateviny. i t.Lf. : Mandonda. tohiny
Donendrina: p.t. : Tsy mahalala na inona na inona fa bado sy adaladala. i t, i.f. : Midonendrina, fidonendrina,…tohiny
Donga: Dongadonga p. t. : Matavitavy kely ka hita botabota ny takolany, tanany, tongony. ¶ M.h. : Botrabotra,…tohiny
Dongaingy: Enti-milaza olona fohy vozona na fohy tenda ka ny lohany toy ny milentika ao anatin' ny lamosiny, noho…tohiny
Dongina: (dongy) mt.ih. (dongio) : Tadiavina hotanana ho an'ny tena nefa an'olona : Dongin'ny zanakao fotsiny…tohiny
