Litera H
Hofokofohina: (hofokofoka) mt. ih. (hofokofohy): Hetsiketsehina, hozongozonina.
tohiny
Hoga: na Hogahoga a: Antsoantso tsisy antony; fitenitenenam-poana na fanakorana; teny, antsoantso hihorakorahana…tohiny
Hogahogaina: (hogahoga) mt ih. (hogahogao): Antsointsoina taisy antony; esoeaoina, horakorahina, harabirabina: Nohogahogain'ny…tohiny
Hogo: a.: Filamaky ny volo: Tsara hogo izany volonao izany. •Fandaminana ny volo misaritaka mba hilamaka isara:…tohiny
Hoha: a.: Antsoantso mafy entina miantso vonjy; horakoraka, akoralava entina maneso. - t.i.f.: Hohaina, voahoha…tohiny
Hohaina: (hoha) mt ih. (hohao): Akoraina, horakorahina: Natahotra ny hohohain' ireo ankizy adala ireo aho ka…tohiny
Hohazana: (hohy) mt. ih. (hohazy): Hadina tsy lalinaloatra amin'ny tanana na tongotra: Hohazan'ny saka ny tany.…tohiny
Hoho: a.: Karazandrazana tandroka maniry eo amin'ny loharantsana: Hohon-tsaka • h. o, : Rangotra: Safosafo…tohiny
Hoho: (Ski) a: Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin'ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina…tohiny
Hohofana: (hohoka) mt. ih. (hohofy): Saronana: Tokony hohofana harona ny akoho mikotrika. • Orohana: Nohofan-dreniny…tohiny
Hohoka: a: Fametrahan-javatra ny vavany no atao ambany; fatoriana ka ny kibo no atao ambany mandry. - t.i.f.:…tohiny
Hohona: a: Fanambombana amin'ny sandry; fiarovana atao mba tsy haharatra na ho voan'ny hatsiaka ilay kobonina;…tohiny
Hohy: a.: Fihadiana tany mitsi- poretika sady tsy lasa lalina; fihadiana ny tany etsy sy eroa amin'ny tanana…tohiny
Hoika: na Hoiky t.p.: Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana:…tohiny
Holafitra: na Holafiny a.: Fitambaran'ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin'ny tendron'ny taho anankiray.…tohiny
