Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manditra: (handitra) p.t.: Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra. ¶ M.h.: Mafotra, maisatra, mavoana. Ahitsio
Manditra: na Mandotra a: Ka-raz am-bibilava lehibe. Ahitsio
Manditsaka: (ditsaka) mt.s. (manditsaha): Mivalan-drano: Manditsaka am-pandriana io :axa io. Ahitsio
Manditsika: (ditsika) prit. p. (manditsiha): Mandraraka na manipy vovoka na poti-java tra amin'ny maso hahajemby: Manditsika izany rivotra izany fa andeha haingana Ahitsio
Mandity: (dity) mt.p. (manditia): Manakambana sy mampiraildtra amin'ny alalan'ny dity. Ahitsio
Mando: (ando) p. t.: Vontondrano, mitana rano: Mando ny tany ka manaova kiraro. / Mando it? trano ity ka tsy mahasalama ¶ M.h,: Lena. Ahitsio
Mando': (lo) mt.p.: Mahatonga ho lo: Mandà ny tsihy ny trano mando. Ahitsio
Mandoa: (loa) mt.p. (mandoava): Mamoaka zavatra nohanina amin'ny vava indray: Mandoa matetika ny marary. 1 Manefa: Mandoa trosa. a F.-p,: Mandoa vory: mandoa roadroatra avy anaty va va. I Mandoa hanin-kinana: mamerina ny vola nomena mialoha raha toa ka tsy tanteraka ny fepetra nifanarahana. Ahitsio
Mandoa:Miefa trosa. 1 Mionitra: Niefa ihany lahy ny fatiantoko! Ahitsio
Mandoaka: (loaka) mt.p. (mandoaha): Manao lavaka, manao loaka: Nisy nandoaka ny rindriny. ¶ M.h.: Mandavaka, mangirika, manatangirika. Ahitsio
Mandoana: (doana) mt.p. (mandoàna): Mandons, mikapoka, mamely. Ahitsio
Mandoatra: (loatra) mt.p. (mandoara): Mamoaka (zavatra) avy ao anaty...:Mandoa-bary. / Samy nandoatra ny tao ampony. Ahitsio
Mandodona: (dodona) mt.p. (mandodàna): Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy. 1 Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo. Ahitsio
Mandohalika: (lohalika) mt.s. (mandohaleha): Mampijoro ny tena eo ambonin'ny ampelandohalika, ny ranjo a min'izany miforitra ka mitsotra any aoriana. Ahitsio
Mandoka: (doka) mt. p. (mandokafa): Manindrahindra a min'ny fiderana; man drobo: Loza raha handoka ny entam-barony rangahy ha. Ahitsio
Mandoka: na Manadoka flotta) mt.p. (mandokay): Manomboka mandoaka (lavaka fihadiana metaly). Ahitsio
Mandoko: (loko) mt.p. (mandokoa): Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra. 1 Mametaka amin'ny dity, lakoly, giho..,: Mandoko peta-drindrina amin'ny tavolo Rakoto. / Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy. Ahitsio
Mandokoroka: (dokoroka) mt s.: Manjoretra, manjonitra, manjokaiky mba hangorahan'ny olona ny tena: Mandokoroka ao alatrano ao ny zanakao. Ahitsio
Mandolo: (lolo) mt.s.: Tonga lolo na matoatoa. 1 Enti-milaza olona miseho mahalana dia mahalana. 1 Manao andron-dolo, manjombonjombona mahatahotra. Ahitsio
Mandona: (dona) mt.p. (mandoma): Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano. Ahitsio