Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitakoditra: (takoditra) mt. s.: Andrahoina aman-kodiny: Tiako tokoa ny ovy mitakoditra. tohiny
Mitakoko: (takoko) mt. s.: Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko…tohiny
Mitakolaka: (takolaka) mt. s. (mitakolaha): Mitampify, miafina mba hitily: Mitako laka eo am-baravarana Ibalita…tohiny
Mitakona: (takona) mt. s.: Enti-milaza olona roa na telo na maro miara-mitondra zavatra iray. tohiny
Mitakona: (takona) mt. s.: Tsy hita fa misy manakona, miafina. tohiny
Mitakoritsoka: (takoritsoka)mt. s.: Manao teny tsy atao ren'ny olona maro; mandefa tsaho an-takona. ¶ M.h.: Mibitsibitsika,…tohiny
Mitakosina: (takosina) mt. s.: Mifotetaky ny loton'ny vovoka na fotaka: Aza auela hitakosina amin'ny uouoka io zaza…tohiny
Mitakositra: na Mitakosotra (takositra na takosotra) mt. s.: Voalambolambo tsara ka lasa mangirana sy mamiratra.…tohiny
Mitakotra: (takotra) mt. s.: Misy takotra; manana ny takony, misarona. tohiny
Mitakotroka: (takotroka) mt. s.: Mipoaka mafy, midoboka mafy. tohiny
Mitakovana: (takovana) mt. s.: Mipetaka mifanosontsosona, mivangongo. tohiny
Mitaky: (taky) mt. p. (mitakia): Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho. • Mila, mitady,…tohiny
Mitalaboboka: (talaboboka) mt. s.: Be dia be, zavon-tany (ohatra ny vahoaka mihahohaho, na ny valala, na ny fasika...).…tohiny
Mitalagaga: (talagaga) mt. s.: Mampiseho figagana izaitsizy: Nitalagaga izy nahita ity vy be miainga avy ety ambonin'ny…tohiny
Mitalaho: (talaho) mt. p. (mitalahoa): Mangataka arahimpiangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona:…tohiny
Mitalanjona: (taianjona) mt. s. (mitalanj6na): Migaga varia-na. tohiny
Mitalantalana: (talantalana) mt. s.: Mitoetra ambony talantalana. tohiny
Mitalapetraka: (talapetraka) mt. s. (mitalapetraha): Mipetraka atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka…tohiny
Mitalapioka: (talapioka) mt. s.: Misioka, misamonina mafy. tohiny
Mitalelaka: (talelaka) Mivelatra be ny vavany (lovia... ). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.024