Litera M
Mitampody: (tampody) mt. s. (mitampodia): Miverina amin'ny toerana Malaria ny andro niaingana ihany.
tohiny
Mitana: (tana) mt. p. (mitàna): Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin'ny tanany…tohiny
Mitanàka: (tanàka) mt. s.: Mitanatana vava noho ny figagana eo anoloan'ny zavatra mahazendana.
tohiny
Mitanatana: (tanatana) mt. s.: Misokatra tanteraka (filaza amin'ny varavarana, vava, lavaka): Ny masony nivontirika,…tohiny
Mitandahatra: (tandahatra) mt. s.: Nilahatra lava mitandavana: Ar? misy trano telopolo mitandahatra.
tohiny
Mitandavana: Tomandavana (tandavana) mt. s.: Entl-milaza zavatra milahatra manaraka ny lavany, manao tohy lava: Nitandavana…tohiny
Mitandrantandrana: (tandrantandrana) mt. s. (mitandrantandràna): Mijery miherikerika etsy sy eroa toy ny olona bado.
tohiny
Mitandrendrena: (tandrendrena) mt. s.: Manao adaladala, mitaraik.iraiky.
tohiny
Mitandrina: (tandrina) mt. s. (mitandrema): Mampifantoka ny saina amin'ny zavatra iray ka manao izay rehetra azo…tohiny
Mitandro: (tandro) mt. s. (mitandrova): Mitan drina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin'ny voninahitra, henatra,…tohiny
Mitanesaka: (tanesaka) mt. s,: Mandeha mitsikamokamo, mivaroraka sy mitaredretra,
tohiny
Mitangazona: (tangazona) mt. s.: Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra.
tohiny
Mitangerina: (tangerina) mt, s,: Misangodingodina, mitambolimbolina.
tohiny
Mitangezaheza: (tangezaheza) mt. s.: Mijanona mijoro tsy mandroso tsy mihemotra, miahanahana mijoro, mangezaheza: Nahoana…tohiny
Mitangirika: (tangirika) mt s.: Loaka, misy hirika amin'ny vody rindrina na amin'ny fefiloha: Nantsoina ny fokonolona…tohiny
Mitangitrika: (tangitrika) mt. s.: Milentika ao anaty. ? Miboiboika, mifantsitsitra: Mitangitrika avy amin'ny hozadra…tohiny
Mitangizina: (tangizina) mt. s.: Mifanety, mifamoritra.
tohiny
