Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitaingina: (taingina) mt. s. (mitaingena): Miakatra na mipetraka eny ambony: Mi-dîna fa aza mitaingina eny ambony…tohiny
Mitaingo: (taingo) mt, s. (mitaingoa): Mitango na manapaka ny laingon-javamaniry. tohiny
Mitaino: mt.: Mitovy amin'ny Mihaino. tohiny
Mitaintaina: (taintaina) mt. s.: Mitebiteby amin'izay hiseho: Nitaintaina izaitsizy izahay teo am-piandrasana ny…tohiny
Mitaitaika: (taika) mt.: Tonga mitsitapitapy: Tsy tiako ny fahatongauanareo mitaitaika toy izao. ! Maneno mitapitapy,…tohiny
Mitaitay: (taitay) mt. s. (mitaitaiza): Maika ha..., dodona ta...: Mitaitay hiasa ianareo mbola mpianatra, nefa…tohiny
Mitaiza: (taiza) mt. p. (mitaizà): Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io uehivauy io. ? Mikarakara…tohiny
Mitakalo: (takalo) mt. p.: Mivarotra zavatra antsinjarany toy ny vary, sira... tohiny
Mitakarina: (takarina) mt. s. (mitakarina): Mandeha miresaka na mihinana any an-tranon'olon-kafa: Aza mitakarina…tohiny
Mitakataka: (takataka) p.t.: La-va mahia mitezotezo. tohiny
Mitakatsika: (takatsika) mt. s. (mitakatsiha): Miray tetika mba hamitaka. tohiny
Mitakemotra: (takemotra) mt. s. (mitakemora): Miverina tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra: Nitakemotra izy…tohiny
Mitakiboka: (takiboka) mt. s.: Feno mibontsina, mizihitra. ? Voahidy, mihandrona. tohiny
Mitakiky: (takiky) mt. s.: Lany harena, botry: Nitakiky Ra-koto taorian'ny nandalovan' ilay rivo-doza, ? h.i.:…tohiny
Mitakila: (takila) mt. s.: Vary antsasany, ny antsasany sisa mijanona. tohiny
Mitakimoka: (takimoka) mt. s.: Mitana hehy tsy atao mafy, mihomehy tsy vaky. tohiny
Mitakitsoka: (takitsoka) mt. s, (mitakitsoha): Milentika, mitsoboka tanna dia lalina. tohiny
Mitakizina: (takizina) mt. s. (mitakizina): Mitoetra amin' ny maizina, tsy mamelon-jiro: Tianao angaha izao mitakizina…tohiny
Mitakobaka: (takobaka) mt. s.: Mihetsiketsika ao anaty rano. tohiny
Mitakoboka: (takoboha) mt. s. (mitakoboha): Voafina ao anaty filanjana misarona, voafina ao anaty lamba. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0299