Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Miambalambala: (ambaiamba. la) mt, a, (miambalambald): Manao teny tsy mazava loa. tra,tohiny
Miambany: (ambany) mt, s,: Manambany terra,tohiny
Miambatra: (ambatra) mt, s,: Miakanakana raha miteny, miraiki-dela tsy mahatohy izay tenenina avy hatrany. ? M.h.:…tohiny
Miambezo: (ambezo) mt, s, sady mt, a, (miambezoa): Mangataka mafy ary tsy miala raha tsy mahazo: Loza raha hiambezo…tohiny
Miambina: (ambina) mt. p. (miambena): Manara-maso na mitandrina olona na biby na zavatra napetraka eo ambany fladidian'ny…tohiny
Miamboho: (ivoho) mt, p, sady mt, s, (miambohod): Manatodika ny lamoslna any amin'ny,..: Miamboho olo_ na. 1 Mandositra:…tohiny
Miambony: (ambony) mt, s.: Manambony tiena.tohiny
Miambozona: (vozona) mt, p, (miambozdna): Mitondra (zavatra) eny ambozona, * Mlambozom-bola: enti-milaza ny vary…tohiny
Miampaingo: (Paingo, ampaingo) mt, a,: Misahirana amin' ny fiantohana trosan'olona,tohiny
Miampanga: (ampanga) mt, p, (miampangd): Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy flfenenanao,…tohiny
Miampatra: (ampatra) mt, a,: Mandry mitsotra na mivalandotra tsy mahahetsika: Miampatra ao an-tokotany ao ilay…tohiny
Miampify: (ampify) mt, s. (mi. ampifl'a): Miampirina mba tsy ho be fiseho: Niampify tery an-joron-trano ilay zanany…tohiny
Miampirina: (ampirina) mt, s,: Mifltsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano…tohiny
Miampofo: (fofo) mt.p. (miampofoa): Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin'izany.tohiny
Miampy: (ampy) mt, p. (miampta): Mitombo, mihabe: Niampy lndray ny mpianatra tanna lto, 1 Mitovana: Tsy nety…tohiny
Mian: Tovona fanaovana ma.. toanteny enti-milaza toerana aleha: Mianala, mianatalmo,tohiny
Mianaka: Mpianaka (anaka) p, t.: Teny enti-milaza ny flfandraisan'nY ray na ny reny amin'ny zanaka ara-pihavanana:…tohiny
Mianakavy: Mpianakavy ;ana_ ka) p.t.: Entimilaza ny olona rehetra ao anatin'ny fianakaviana,tohiny
Mianala: (ala) mt. s.: Mandeha mankany an'ala: Lasa nianala labanikoto.tohiny
Mianatra: (anatra) mt.p. (mianara): Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marlka izahay isan.kariva, 1 Maka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0193