Litera M
Mianatsimo: (atsimo) mt, s.: Mandeha mankany atsimo,l Mampitodika any atsimo: Nolazain'ny ntaolo fa ny mpamosaoy…tohiny
Mianavaratra: (avaratra) mt. s,: Mandeha mankany avaratra,tohiny
Miandahy: (lahy) mt, s.: Manao asa fanaon-dehilahy. - F,-p,: Miandahy miambavy: mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy…tohiny
Miandalana: (andalana) p, mt,: Mandeha manaraka ambaratonga: Tokony hatao miandalana ny famplanarana ny ankizy.…tohiny
Miandany: (lany) mt, s, (miandania): Momba, manaraka: Tsy miandany amin'ny mpitokona akory izy.tohiny
Miandevo: (andevo) mt, s.: Mietry, mandrorona, midina: Miandevo fanahy, 1 Entimilaza olona roa miaraka ka ny iray…tohiny
Miandra: (andra) mt, s, sady mt, p,: Mijery ambony, manantena, - Tondro miandra reny: milaza ny olona manantena…tohiny
Miandraikitra: (andraikitra) mt. s. (miandraiketa): Miantoka, manana adidy amy: Iza no miandraikitra ny fandrosoan'…tohiny
Miandranandrana: (andranandrana) mt, a,: Mihetsika na mandeha tsy mijery ambanY: Miandranandrana ery i Sa_ hondra rehefa…tohiny
Miandrandra: (andrandra) mt, a, sady mt. p, (miandrandrd): Mijery ambony: Niandrandra telo minitra teo izy nanaramaso…tohiny
Miandravana: (andravana) mt. s,: Maneho fifaliana amin' ny dihy,tohiny
Miandriandriana: (andriana) mt, s.: Mitondra tena am-pahamendrehana, na dia tsy andriana ara-pirazanana akory aza.tohiny
Miandrovondrovo: (androvondrovo) mt, s.: Miaraka na mikambana amin'ny androvo na mpangalatra,tohiny
Miandry: (andry) mt. p, (miandrasa): Mijanona eo amin'ny toerana anankiray ambarapahatongan'nY olona na zavatra…tohiny
Mianefitra: (efitra) mt. s,: Mandeha mamaky ny tanY efitra, * Ohab.: Aleo maty olo.malaina toy izay vaky viiany…tohiny
Miangana: (angana) At,: Sisa mijanona na tafajoro: Loza fa tamin'ny vola eninjato nentiko tany an.tsena, roa.…tohiny
