Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera M
Miangentsana: (angentsana) mt. s.: Miseho ho sarotiny ka mi. aingitraingitra, mihaitraitra, tsy mandray ravin.deno,tohiny
Miangeso: (angeso) mt, s.: Miseho ho fatra-panao mihoatra ny mety, amin'ny fiteny na amin'ny fihetsika na aamin'ny…tohiny
Miangiangy: (angiangy) mt. Manao valavala ratsy ka tsy menatra akory eo imasombahoaka: Miangiangy aoka i. zany amin'ny…tohiny
Miangitrangitra: (angitra) mt s.: Manda tsy hanao na ma. nao an-kalainana,tohiny
Miangoango: (angoango) p.t.: Miavoavo, feno mitafotafo na miavovona be: Iza no ni. tondra ireto vato miangoan. go…tohiny
Miangola: (angola) mt, s, (mi. angotd): Mihantahanta aseho amin'ny fiteny sy ny fihetsehana. - F,-p,: Miangolavaitra:…tohiny
Miangona: (angona) mt,s,: Mivory amin'ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona 1 Mihandro. na,…tohiny
Mianiana: (aniana) mt, s.: Manambara ampahibemaso fa: 1) hilaza izay fantatra ho marina: Mianiana izy fa hilaza…tohiny
Mianika: (anika) mt, p, (mianiha): Miakatra eny ambony: Loza raha hianika hazo io zaza to ka rovitra daholo ny…tohiny
Mianina: (anina) mt, s,: Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory Izahay dia nianina…tohiny
Mianjady: (anjady) mt. s,: Ma. naram-po sy miala liana amin'ny sakafo, ~ h,o,: Ma. mely mafy: Tay tambo isaina…tohiny
Mianjaika: (anfaika) mt, s,: Manao fivorlam-be, fr Mihaingo, miraratra amin'ny haingo toy ny olona hamonjy zaika…tohiny
Mianjera: (zera) mt, p, (mianferd): Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon.dry zareo atsy aoaratra, ?…tohiny
Mianjonanjona: (anjona) mt, Miavonavona miharo hatezerana aseho amin'ny fllanjalanjana loha,tohiny
Miankardrefana: (andrefana) mt, s, (miankandrefdna): Mandeha mankany andrefa. na, - F,-p,: Izao miankandrefam. baravarana…tohiny
