Litera M
Mibabababa: (babababa) mt,s, (mibabababd): Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa i Koto tamin'ny nanindroman'ny…tohiny
Mibabaka: (babaka) mt, s,: Mandriaka, mitobaka: Tonga indray ?9 ny fahavaratra ka mibabaka ny riaka eran' ny lohasaha,tohiny
Mibaboka: (baboka) mt, s, (mibaboha): Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin'ny olona…tohiny
Mibaby: (baby) mt, p, (mibabe): Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely.tohiny
Mibadabada: (badabada) mt, s,: Miakanakana rehefa miteny ka tsy mazava izay lazaina: Mibadabada matetika ny zazakely…tohiny
Mibadobado: (badobado) mt, s,: Tsy fitenY afa-tsy amin' ilay fomba fiteny hoe: Miba. dobado fiteny: sahiram-piteny,tohiny
Mibafoka: (bafoka) mt, s,: Mitsilailay eo am-pandriana manampatra ny hakamoana sy ny fahalainana,tohiny
Mibahana: (bahana) mt, s. (mibandna): Misabaka na maka toerana lehibe eo amin'ny toerana fandalovana ka manakana…tohiny
Mibaikabaika: (baikabaika) mt. Tsy afamandeha haingana fa misabaka ny tongotra roa rehefa mamindra: Mibaikabaika ny…tohiny
Mibaiko: (baiko) mt s. (mibaikoa): Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao,…tohiny
Mibalelaka: mt. p,: Mitovy hevitra sy fampiasa amin'ny teny hoe Balelaka (jer, io tenY io).tohiny
Mibalitalita: (balita) mt, a.: Voky mitsinatsinaka, / Vetaveta Batna,tohiny
Mibanabana: (banabana) mt, s.: Mivoha tant eraka, misokatra araka Izay fara flsokafany,tohiny
Mibanaka: (banaka) mt, s,: Mitovy hevitra amin'ny "Mibanabana" (tsarovy ny fitovizan-kevitry ny teny verindroa…tohiny
Mibandrina: (bandrina) mt, p, (mibandrina): Mijery mifantoka olona amin'ny maso mivontirika, mahatahotra,tohiny
